Peut-on choisir les parents adoptifs de son enfant?

1. fatou ( 05/05/2004 09:46)
tokony ho mety angamba é
novalian'i fijo ny 10/05/2004 23:03
2. hendry ( 05/05/2004 10:23)
Fa ngah moa tsy ny zaza efa tsy eo anilan´ny ray aman-dreniny ntsony no azo adopter-na? Ka @ fomba ahoana ny ahafahan´ilay ray aman-dreny hisafidy ny olona hanangana ny zanany?
Raha atao aza hoe mbola eny ihany ilay ray aman-dreny, tsy tokony omena zo hifidy zay hanangana ny zanany izy amiko satria izy efa tsy mahavita koa! raha tsy hoe cas hafa mihitsy ohatra hoe noho ny aretina na zavatra tsy fidiny no tsy ahafahan´ilay ray aman-dreny mitazona sy mitaiza ilay zananyka ifanarahana mihitsy hoe aleo omena olonkafa hanangana ilay zaza.
3. mumu ( 05/05/2004 11:14)
hendry: tsy voatery oe tsy eo anilany RAR vao afaka adoptena, fa misy ny oul sasany tena mahafoy ny zanany omena ny hafa mintsy, ohatra oul ao am fianakaviana iany...misy mou noho ny tsy fananana de omena ilay zaza na de oul tsy fantatra aza,ekena fa ny hahasoa ilay zaza no tadiavina , nefa amiko matoa miteraka de tokony hahavita ...
fa io alou de samy manana ny eritreriny ny tsi11
4. fijo ( 07/05/2004 01:15)
misy karazany roa ny adoption:
adoption simple
adoption judiciaire
ny tsy mampitovy azy ireo dia ny adoption simple azonao zanahana na ny dadabe nao aza,ary tsy tapaka ny rohimpianakaviana misy.
ny adoption judiciaire kosa dia misy fepetra tsy maintsy arahana ,ary tapaka tanteraka ny rohy misy eo amin'ilay ZAZA sy ny RaR.azon'ilay RaR atao tokoa ny mifidy ny olona hanjanaka ny zanany,saigy rehefa voasoratra any amin'ny kopia io dia vita tsy misy hifandraisany intsony ry zareo.tsy mandova anao intsony ilay zaza ary tsy manana obligation aminao intsony ko.
aza avy dia hamaivanina hoe matoa miteraka dia tokony ahavita.jereo ny sosialy misy ilay olona sy ny toetsaina misy any(sociologie juridique,sy psychologie juridique)vao mitsara olona iray.
5. mumu ( 07/05/2004 19:47)
fijo
tsy misy mitsara oul eto fa samy milaza ny eritreriny sa tsy mahazo??
6. fijo ( 10/05/2004 23:03)
eny atao hoe fantaro ary aloha izay vao manome ny hevitrao momba azy ianao e.
mahazo milaza ny heviny daholo eto fa tsy misy mifanampim bava ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7093