Villa vanille.

1. nananie ( 03/05/2004 15:11)
Anarana film natao tany Dago io. Efa ela no nivaoka raha tsy diso za. Efa nisy nahita an'io ve nareo?
novalian'i zaira ny 19/05/2005 08:15
2. tenio ( 03/05/2004 15:35)
Za efa nahita, tsara be.
3. ikaretsaka ( 03/05/2004 17:23)
mombana inona io
4. kitjo ( 04/05/2004 04:32)
milay be
za ko efa nahita t@ TVM efa ela be
Resaka colonisation tanyDago, vazaha no milalao azy,
Miaramila d le sipa @ "Lancelot" no vadiny, d tany Dago zany (fa ny scene tsy tany aloha e), d le sipa manome sopapa le mpikomy gasy reny fa malahelo,....
D lasa nanampy an le gasy le sipa d nisy dokotera bandikely vazah koa niray tsikombakomba t@ zareo....

D lasa tantaram-pitiavana teo, d lasa niaraka izy roa (le sipa sy le Dr zany an)

D rfveo koa tezittra ramose d toa lasa nody ngamba izy zay fa sipa nanampy andradoko nikarakara marary.

Tenyvazah aby fa refa le mitsoaka any anaty ala mifanao ftona @ le gasy ikala d misy miteny gasy mitsy,
D le tao @ camp koa misy miteny gasy ,le mpiasa nandevozin colons reny ,misy mitabataba be oe "ndao ry zalah an...."oh zany fa tsisy miresaka moa fa background fts.

Fa le ol naseho oe gasy aloha na le bandy 'role" gasy aza toa tsy gasy akory fa afrikanina.

Milay le izy aloha fa resaka colonisation znay d resa-pitiavana

Nisy ampahany tany Diego natao tournage fa tsy ahiko na tournage le film mitsy na oe sary tany fts d no-monter-na

Efa ela b ko no hitako d t@zay fts
5. samoina ( 04/05/2004 11:49)
Tsy ratsy tokoa iny tantara iny saingy ny indrokely ( indrobe mihintsy manko e ! ) dia tsy niezaka ny mba nanofana actrice gasy rizareo fa antillaise no nalainy ! Dia mody asiana resaka pré-enregistré @ teny malagasy eny an-tenantenany eny . Montage-mbazaha e!
6. donemaskit ( 04/05/2004 12:20)
ntsss ! nefa ohatra ny tsy ratsy izy zany. za tsy nahita mantsy.
7. kitjo ( 05/05/2004 13:22)
milay le izy k
feo fts nasina feona gasy araka io lazain samoina io

d misy sary le olona miasa reny le natao oe gasy,oh oe le manompo colons sns fa afrikanina aloha fahitako azy,

Fa tokny averin TV any Dago
8. nananie ( 06/05/2004 10:52)
Hay izany le izy? Za aki mbola tsy nahita mintsy a!
Domazy be zany we tsy gasy zany le actrice.
9. mumu ( 07/05/2004 08:29)
efa ela be io no nande taty alou fa tsy ratsy ilay film
10. kitjo ( 11/05/2004 12:10)
le sipa njolakely manjakely @ "Lancelot" (miaraka @ Sean Connery) no milalao azy
11. nananie ( 13/05/2004 12:11)
hay kosa?!
12. kitjo ( 13/05/2004 19:12)
asa manin tkou ary ra mba averin tele any dago reny
13. zaira ( 19/05/2005 08:15)
donemaskit:

ntsss ! nefa ohatra ny tsy ratsy izy zany. za tsy nahita mantsy.



merina ny any raazoky tena tara be aho aloha tsy dia malele ny veoveo ny dago tsone eh!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5583