fa naninona kay

1. imailaka ( 03/05/2004 14:51)
- no nodianao tsy hita
- no nolalovanao fotsiny
- sy tsy nasianao sira
fa nataonao toy ny lalana divainao isan'andro
nihintsanan ny vovoky ny faladian kirararonao
saingy kosa nanamarika
sy nahatezitra anao nony tapitra ny dianao
ary toa feno vovoka ity fitafiko
ka zary mahamenatr'olona
nefa izy dia tadidio
fa ilay tandindonao hatr'izay( fahariana = fototeny ARY )
de tsy inona izany
fa ilay oe" vovoka enao dia hody vovoka indray"

LOHATENY VOVOKA

imailaka
novalian'i fijo ny 05/07/2004 23:34
2. oully ( 03/05/2004 15:30)
Tsy ratsy indray iny an!
Fakafakao ny lahatsoratra rankizy an!
3. ikaretsaka ( 03/05/2004 16:44)
amen.. dia mahazo isa 2 izay mamakafaka azy ka manao epistily be fa izay tsy mamaly lavalava dia trsy omen'ny prof hery isa ? hi hi hi
4. hendry ( 03/05/2004 17:23)
niavonavona zany ilay izy r´imailaka a? tsy azoko loatra manko ny tian´ny mpanoratra ho lazaina.
5. fijo ( 03/05/2004 23:24)
tsy te halala izy fa efa nahita masaka any hoany e
6. nala ( 20/05/2004 16:22)
Ilay olona mitoto tany ireny ve izany e rehefa tezitra e?
7. fijo ( 20/05/2004 21:51)
na ilay mikotringa dia manitsaka mafy.
8. yonikafopl ( 21/05/2004 15:07)
voalohany indrindra aloha mety jamba ilay olona
faharoa indray nolalovana(fototeny: lalana) ka tsy tany @ lalana izy no nandeha fa tany @ tsy lalana
fahatelo dia lafo lotra ny sachet'ny sira dia tsy mahafoy mividy izy ,
dia izay no nahatonga ilay tantara rehetra ,
farany vovoka no narotsany tao.
Vita tompoko, firy ny naoty azoko Mse Hery?
9. ikaretsaka ( 22/05/2004 03:18)
izay iznay ilay hoe vapetraka ianao eee. voapetraka ianao
10. booboo ( 02/07/2004 13:58)
tonga saina t@ fiainany hatrizay izy. zany zô no fahazoako io lahatsoratra io.
11. kitjo ( 03/07/2004 07:13)
sao d misy mpampianatra vakatera aloha?
12. fijo ( 05/07/2004 23:34)
vakatera?efa lasa nody aby ireo ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8662