Stk lyon vary amin'anana

1. xxx ( 03/05/2004 10:58)
Ny sampana tanora Kristiana eto Lyon dia faly manasa anareo amin'ny takariva vary amin'anana sy dinde Royal izay karakarain'izy ireo ny 11/0/06/04 ao amin'ny CCO 39 rue georges Courteline 69100 Villeurbanne, ny fandraisana anjara dia 10 €, ny billet dia azonao alaina isaky ny alahady hariva manomboka ny 08/05/2004 ao 18 rue alexandre Boutin 69100 Villeurbanne manomboka @ 15h30. Misaotra tompoko.



novalian'i fijo ny 03/05/2004 23:39
2. fijo ( 03/05/2004 23:39)
inona koa ity STK tsy sahy mihatrika olona ity.tsssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1384