koba sy voanjo ary tantely

1. bido ( 30/04/2004 17:58)
efa nihinana angaba n'areo an ! fa ny tena tsara hitako aloha de Talatan ' i Volon ' ondry angamba
novalian'i kitjo ny 08/05/2004 03:51
2. ramoul ( 30/04/2004 20:10)
any ihany no tena tsara ny koba sy voanjo ary tantely.
sady ny an-jareo tsara toto, tsara loko no mbola matsiro ihany.mmmmmmmmmmmmmmmmmmh tena mampy te hiverina any mintsy ny tsirony
3. oully ( 01/05/2004 09:27)
Tsy haiko ry zareo fa tena tsy mety tia koba mihitsy zà na karazany inona na inona. Aleoko mihinana an'ilay ramanonaka be menaka be ireny.
4. jhouhlambout ( 01/05/2004 23:05)
Ny ahy indray mofo gasy
5. bido ( 02/05/2004 09:37)
le koba anie sady vitamine no calcuim be ry oully e ! tsa leo ve vadro sy tentely toy zay mofo be menaka , mankarary vavony zany an !
6. oully ( 02/05/2004 17:17)
Tsy hoe tia ramanonaka sy mofogasy akory zà fa raha tsy maintsy mifidy amin'ny koba sy ireny dé aleoko aza ramanonaka..
7. ikaretsaka ( 02/05/2004 21:32)
ka akipy ny maso rehefa mihinana ireny e.. ohatran'ny camemmbert sy ravitoto sy bononoka ihany io rankizy an.. tsy rritreretian raha tsy voatelina .. raha tsy izany de anorexique eo ny hiafaranareo.. mba kozy e
8. kally ( 03/05/2004 07:25)
Hay Ikaretsaka koa mpamely bononoka ?Asiana tantely sy voanjo eo am-piandrasana taxi-brousse hi hi
9. bido ( 03/05/2004 17:50)
tsara koa zany bovota zany an! gouter tena malagasy , miamm be !
10. ikaretsaka ( 03/05/2004 18:01)
rewhefa nirimorimo ry kally dia izay mihitsy eoi hoanina an ( na sens propre io na sens figure) ho fatin'ny hanohanana eo anie e
11. kitjo ( 08/05/2004 03:51)
hihihhihi, eny Imeritsiatosika mividy bononoka,hiihhihi
fa sokafana tsara ny varavarana mandrapaahtonga antrano,
d avela ao aloha d andrahoina refa afaka2 ny fofona, d asina totomboanjo d nestle,mmmhhhhh
asina rano kely d le lasa malemy2 tsara iny

ra olona miaigitraingitra sakafo aloha aza manandrana e,hahah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5722