Rocky III, le retour

1. alz ( 30/04/2004 11:51)
Ianareo ve efa mba nisy objectifs nohezahanareo notratrarina, dia nikofoka be ( niari-tory, nifoha maraina, nikotrana, nihinana tamenak'adody...) toy ireny tamin'ny Film Rocky ireny?

Dia ahoana?
novalian'i fijo ny 07/05/2004 01:24
2. jhouhlambout ( 30/04/2004 12:19)
Rocky VI hono hivoaka atsy ho atsy(zay no nampanatenain'i Stalone tao @ allocine com).
Raha amiko manokana dia mety t@ bac aho no nanao an'izany farany , fa mbola ho hita eo ny hanoizana izany @ manaraka
3. ramoul ( 30/04/2004 20:19)
efa nanandrana an' zany zah fa tena saika dangy teo fa bobaka be ny zavatra tiako natao de natôko dôly le izy fa tsy vitako ny sasany de narary zah.hihihihihihihihi
4. fijo ( 07/05/2004 01:24)
aza variana mijery film loatra ry akama fa tsy tena izy anie ny any e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8789