RNM na ny radio nasionaly malagasy

1. ravatorano ( 30/04/2004 08:28)
Feno 73 taona ny RNM izao satria niorina tamin ny 29 avril 1931.
Maro ny zavatra niainan nizany radio nasionaly malagasy zany.Tao ny mangidy sy ny mafaitra tao koa anefa ny may toy ny tantely.
Ho antsika fanabeazana toy ny inn no takiana havoakan io RNM io amin izao vaninandro iainatsika mianakaby izao?
novalian'i jaombilo ny 03/07/2004 12:24
2. jhouhlambout ( 30/04/2004 12:20)
Fanabeazana @ lafiny rehetra e!
3. fijo ( 07/05/2004 01:26)
mampalahelo fa tsy nisy niraharaha firy ity loha hevitra ity nefa dia tena an'isan'ny azo hanampiana ny olona amin'ny fanabeazana tokoa ny haino amn jery.
4. jaombilo ( 03/07/2004 12:23)
Raha tsy baiko politika no misy dia tena ilaina ny RNM.Saingy mpalahelo fa tsy izay ilayizy.
5. jaombilo ( 03/07/2004 12:24)
Raha tsy baiko politika no misy dia tena ilaina ny RNM.Saingy mpalahelo fa tsy izay ilayizy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1575