Vaovao tselatra

1. tsilan ( 29/04/2004 12:27)
Toy tselatra ny fiakaran'ny vidim-piainana rehefa nandalo ny rivodoza
Sahala amin'ny notselaran'ny varatra ny ny mfm raha nahare ny teny Amboanjobe
Tahaka ny nolatsaham-baratra ny SECES raha nihaino ny tenin'ny Minisitra Ranjivason.
Tselata poa toy izay monja dia niakatra ny lasantsy
Toy ny tselatra aho niala teto, sao tratra farany eo
novalian'i ramaso ny 26/08/2004 15:05
2. nananie ( 29/04/2004 12:36)
Toy ny tselatra aho no niditra tato, fa aingana toy ny rivo-doza no nialako teto satria tsy nisy zvt lazaina.
3. fraulo ( 29/04/2004 13:35)
Indray andro feno tselatra ... izaho 'lay nihaino hiran'i Tselatra ... indro anjely manan'elatra ... tokana fa tsy efatra ... teo imasoko nanjelatra ... hay kay "Izy" no nielatra ...
Aok'izay sao mahamenatra !
:-]
4. jhouhlambout ( 29/04/2004 15:18)
F'angaha moa tsy vaovao tselatra izy ity e? Toa variana mampitselatra sy man'elanelatra fotsiny ny sasany. Ka avelao ny tselatra hitselatra fa tsy manana elatra ka zay vao mamelatra ka dia, aza manjelatra e!
5. ramoul ( 29/04/2004 16:46)
marina mintsy zany ry joulambout fa matoa niakatra ny vidim-piainana ny nisy tselatra izay nandalo teto ary zah kounko dia toy ny tselatra no hialako eto satria efa bobaka ny akama manan'elatra izay saiky nilatsahan ny tselatra rehefa nihira i tselatra
6. booboo ( 29/04/2004 21:42)
pffff ! hilatsahan'ny varatra eo daholo fa mitaraikaraiky eo ihany !
7. fijo ( 30/04/2004 04:33)
orana aloha izao no milatsaka,fa tsy mbola misy tselatra.
8. nananie ( 30/04/2004 09:55)
Vonjeo fa latsaka ny avandra. Za tsy misy elo.
9. jhouhlambout ( 30/04/2004 15:02)
ampiasao ny parapluie refa tsisy elo
10. kitjo ( 30/04/2004 19:20)
hahahahah, tanjemo milentika ra miakatra ny rano ary
11. ikaretsaka ( 02/05/2004 22:03)
capote ampiasaina... aza ratsy loha eo an
12. nananie ( 03/05/2004 15:13)
hahaha! enao 'rery no latsaka tao @ le ratsy loha kou.
13. ikaretsaka ( 03/05/2004 18:20)
latsaka ianao matoa mimeme eo
14. kitjo ( 04/05/2004 05:07)
oadray,
samy ratsy loha znay ko
ikaretsaka kosa to d mahana e,nefa tsisy miteny anzany,
tonga saina nananie sa ratsy loha ko??hiihhihihi

refa milentika anaty rano le miakatra (inondation) reny v d manao kapoty?ts vao maika sahirana fa miraikidraikitra be,tokon manala akanjo aza
15. jhouhlambout ( 05/05/2004 07:52)
houn! iza reo latsy lou reo? alazaiko an!
16. kitjo ( 08/05/2004 03:02)
fa ngah misy ankilazalaza zany ato ry jhouhl
be tatibolana annn,hiiih
17. kally ( 08/05/2004 17:37)
Avia savaina daholo ny lohan'ireo nifampitenieny ireo jerena raha ratsy na tsara,haingana!!!
18. kokoa ( 23/08/2004 17:28)
te-hanao aminy eo efa voa vao hoe tselatra a tselatra fa angaha moa tsy ianareo ihany no nahatonga an'izao
19. kitjo ( 26/08/2004 03:43)
Oadray, inona koa ty nanjo an' i kokoa, kalam!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3049