Mitady gasy avy ao Martinique na Guadeloupe.

1. nananie ( 28/04/2004 15:50)
Misy gasy avy any ve ato @ namana ô?
novalian'i fijo ny 17/06/2004 22:10
2. ramoul ( 28/04/2004 16:18)
raha tsy mitady tsara tsy mahita enao.
3. xxx ( 28/04/2004 19:09)
Ary i ramoul mamaly foana ny zavatra rehetra (ilay foana sy rehetra no tiako hamafisina) ny zavatra rehetra mandeha eto amin'ny forum :)
4. ikaretsaka ( 28/04/2004 19:25)
aty ambonimbonin'ireo no misy
5. fijo ( 28/04/2004 21:15)
ka hotampenam bava indray ary ve izy.avelao izy hiteny sy hamoaka izay heviny e
6. nananie ( 29/04/2004 10:08)
Chhhh tsy misy mamaly reto!
7. jhouhlambout ( 29/04/2004 14:16)
Aza matahotra fa mbola hisy hamaly foana eo e!
8. fijo ( 29/04/2004 22:02)
mila ngeza nga nananie
9. nananie ( 30/04/2004 06:53)
hahaha! Mais non! Fa ngeza in alou sô de tsy mifanojo ny resaka.
10. fijo ( 03/05/2004 22:37)
ngeza ko inona indray
11. ravatorano ( 04/05/2004 08:26)
ngeza inn marina zany rafijo ????
tena misy mamoan tsampona ato , ny mamaly misy mitady hampim bava , ny sasany indray variana miady hevitra amin ny ngeza sy kely nefa dia matiniké no tadiavin i nananie ! hihih
12. fijo ( 04/05/2004 22:22)
ih,ih,ih,hoy clo mahajanga mitady raha matanjaka.
13. nananie ( 05/05/2004 11:33)
pffhihihi!
14. ikaretsaka ( 05/05/2004 12:29)
ay ambonimbonin'i maertinique mandeha fia somary andrefana kely
15. kitjo ( 05/05/2004 13:19)
misy zeografy kay ato
16. nananie ( 06/05/2004 11:14)
conclusion zany an... tsisy ato @ namana.
17. fijo ( 07/05/2004 00:03)
zeografy inona indray ary ity.
nananie,sao ato fa miafina?ih,ih,ih
18. ikaretsaka ( 07/05/2004 01:02)
Kitjo> zatra mamaky plans sy carte ka... hainao ihany @ zavatra ataoko eeee.. io ilay rimorimo
19. nananie ( 07/05/2004 16:13)
fijo. refa mihafina izy de aleo any.
bye bye zany kou!
20. ikaretsaka ( 07/05/2004 17:26)
fa andeha ho any angaha i nananie sa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2079