vidim-piainana,hiakatra ndray

1. kitjo ( 28/04/2004 11:07)
Nanapakevitra ny OPEP fa hampiakatra ny vidina petrole ka mitombo farafahakeliny hono US$4 .
Mila vola entina miady ny terrorisme hono znay zareo

D mbola hiakatra indray znay ny vidim-piainana fa miomana aby,
Ny USD no hihena 20% anatin'ny 2 taona fiantraikan'io hono nefa politika koa aloha io ampiakarana ny euro e,

Asa aona ny fomba iatrehan fanjakana malagasy anzany
novalian'i kitjo ny 04/05/2004 05:09
2. hendry ( 28/04/2004 13:58)
Raha mba nisy mpikambana tato @ namana manko ny ao @ fitondram-
panjakana na dia iray monja aza dia ho voavaly daholo ny fanontanintsika rehetra momba ny politika´ny fitondrana.
3. ramoul ( 28/04/2004 15:08)
vao mandinika ny valiny mintsy zah io zao.
4. nananie ( 28/04/2004 16:06)
Dia asa akia ry Kitjo.
5. fijo ( 29/04/2004 04:17)
inona moa fa dia miandry izay figadony eo indray izany e
6. kitjo ( 29/04/2004 07:49)
eny e, io moa zany tsy ho antsika rery fa erak izao tontolo zao mitsy fa mila vola hono zareo
Fa izy efa fantatra mialoha oh zao no oe mba efa misy fepetra ve raisin fanjakana ohatra.....

ovina ary za vao hitondra eo,hihihi
7. nananie ( 29/04/2004 12:38)
Alefaso ny candidature fa za no voalohany hifidy. hihihi! Dia ho alain-dry ho pirai-minisitra za an. hihihi!
8. jhouhlambout ( 29/04/2004 15:20)
Tonga dia reporter-na eto izany ny fifidianana @ 20..??.
9. nananie ( 30/04/2004 09:56)
Tairo kou! hihihi! De enao anao in?
10. jhouhlambout ( 30/04/2004 14:59)
anao 2 ème tour! hihihi
11. kitjo ( 30/04/2004 19:19)
hahaha, 1er tour d lany ko,lollll
12. ikaretsaka ( 02/05/2004 22:04)
za demi tour de lany.. raha tour de piste io an
13. nananie ( 03/05/2004 15:12)
tsy ao ny resaka e!hihihi!
14. ikaretsaka ( 03/05/2004 18:21)
ka zay tsy ampy kotrana dia demi tour dia misohaka ko..
15. kitjo ( 04/05/2004 05:09)
d avy aty manohana anah znay fa tsy any@ candidature

nananie hono praiministra d enao zany,eeuhhh,in re e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.414