Made in Dago

21. ikaretsaka ( 03/05/2004 00:21)
kitjo.. hay moa/ loll loll mpihavana iznay nareo sy Ramaso?? lolll
22. kitjo ( 08/05/2004 03:53)
enao ko ary sao d mba havanay?
23. kally ( 08/05/2004 08:54)
Ny trondro am-bifotsy koa be dia be no avy eto Madagasikara,indrindra ny thon.Dia ny rano "Volvic" ilay misy vanille de Madagascar.
24. mumu ( 11/05/2004 09:21)
ie misy gel douche misy vanille de madagascar kou manitra ery !
ny crevettes kou , remarque itako de somary lafo kely nefa alou tsara be ka tsy mampan'inn e
25. kitjo ( 11/05/2004 11:07)
ieee, ra vao zvt misy vanille zany d mety avy anyDago aby ny ankamaroany fa tsary apetak le ol fts

Fa le dite Sahambavy misy vanille kosa alou d....aoka fts, za aloha d miala tsiny @ police eto fa d mampitondra refa misy ol mankaty fa afenina e,
Shhuuuttt!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0948