safidy politika

1. saho ( 24/04/2004 13:57)
Ny ahy aloha no tena zavatra lehibe eo @ firenena iray dia hoe inona no taringetra hotratrarina. Misy isankarazany ny safidy na eo @ resaka économie aza. Tokony hovana aloha ny systeme taloha indrindra fa université. Satria ny économie malagasy dia mbola 100 taona nijanona t@ny andron'ny colonisation aza mbola tsy nisy noana tany Mcar. @ izao fotoana izao anefa noho ny fifandimbiasan'ny mpitondra tsy nahay teo aloha dia resy Mcar eo anoloan'ny firenena tafaradia taloha toa Indonésie. Isika malagasy dia tavela. Tsy fantatro ny fiovan'ny loi misy @ izao fotoana izao any Dago fa tokony ho mailo daholo ny malagasy rehetra @ fomba vaovao indrindra fa eo @ resaka fambolena sy fiompiana ary raha mifantoka @ io resaka io isika malagasy dia tsy hisy intsony ny noana sy mpangataka tany mamokatra ny antsika ary azo hanaovana sy hanampidirana systeme solaire koa satria harenantsika ny masoandro @ izay dia tsy mampiasa charbon intsony. Ny Investiment fanjakana fotsiny no handrasana dia mandeha ho azy ny manaraka.Tokony hiova koa ny toetsaina malagasy. Ny tiako tenenina dia tsy himboka irery ao fa mifandray @ olona international expérimenté. Ny tradition dia apetraka fa hatao fahatsiarovana fa ny fandrosoana ara-Know How no tokony hampianarina ireo mpianatra eny @ université.Mampalahelo ny resaka ara économie any Dago fa mbola primitive foana fa tsy nahay ny mpitondra teo aloha fa nameno paosy fotsiny
novalian'i fijo ny 06/10/2004 22:01
2. jhouhlambout ( 25/04/2004 16:49)
Vahaolana mety: milatsà ho fidiana!
3. ramoul ( 25/04/2004 18:00)
hihihihiiii jhoulambout.
Eo amin' ilay systeme solaire, ny malagasy reheta dia tsy afaka ny hanana an' io zavatra io satria mbola maro ihany ireo izay tsy manana ny ampy, na ny sakafo hoaniny androany aza efa manahirana azy ve nefa dia mbola asaina hidy systeme solaire ihany tsy vaomaika betsaka ny mpangataka?
4. tsilan ( 26/04/2004 01:44)
Ka raha izany no izy.
1. Nahoana ilahy izany no tsy mody dia hita eo raha tena mahay toe-karena tokoa
2. Nahoana no olona avy any ambanivohitra hatrany no lasa mpanefoefo eto fa tsy ialahy isany milaza ho kalaza ireto
3. Aza manaratsy tena ho'a fa mahamenatra.
4. Ny olona mahay dia izay mahafehy ny fahaizany ary afaka mampita izany amin'ny vahoakany
5. Koa asa raha ianao raha hahafehy akory ny teny gasy hampitana io amin'ny gasy, sa dia ny hampita an'io amin'ny vazaha no hainao.
Tsy adala ny japs sy ny sinoa ary ny ta-tsinanana rehetra raha miana tra amin'ny teniny.
5. maditra ( 06/10/2004 21:21)
Tsy hitan\'i maditra izay hotenenina! hi hi.
6. fijo ( 06/10/2004 22:01)
tsilanina an;avelao kosa aloha izy hamelabelatra ny heviny fa aza avy dia totofana be toa izany e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3683