plat tena gasy

41. ikaretsaka ( 03/05/2004 19:20)
Kally> atao be menaka be dia tsy maninona
42. oully ( 04/05/2004 09:30)
ary ny tôrtô ve ho'ah sakafo eh! sa mou in no filazana azy? lé sisana voanjo hakana menaka ireny. Azonareo an-tsaina ve ny tiako lazaina?
43. hendry ( 05/05/2004 09:51)
provandin-kisoa no fampiasanay ireny t@ zahay niompy tany ambanivohitra. Na zany aza misy olona mihinana azy reny.
44. tenio ( 06/05/2004 13:21)
Vorontsiloza ritra sy romazava. Ampiarahina amin'ny vary mena nandrahoina tamin'ny afo kitay ( ilay somary maimbo afo iny ). Miaaam!!!

Gouter: vomanga sy ronono, saonjo sy ronono

Dessert: akondro sy papaye
45. kally ( 06/05/2004 17:41)
Tys hizihi-kibo be @ izany ve ry Tenio?Angamba tsy tafatsangana intsony indrindra moa raha misakafo ambony tsihy ohatry ny any an-tanàna dia milaza an'ilay hoe "sintony kely aho azafady fa tsy tafatsangana"
46. ikaretsaka ( 06/05/2004 22:19)
tandremo miray tramno @ tenio rehefa avy mihinana an'ireo lery fa maloto ny rivotra
47. tenio ( 07/05/2004 07:39)
Ka ilay hizihi-kibo mihintsy anie no tanjona ry kally e! Amin'izay fantatra tsara fa voky.
48. sipagasy ( 07/05/2004 14:21)
aoka izay rankizy fa tena mitelin-drora fotsiny eto am-pamakiana aho ann!
Dia efa raikitra izany fa @ fihaonana manaraka dia efa ireo no sakafo annn
49. ikaretsaka ( 07/05/2004 17:26)
tongava re tongava re.. tongava re iznay fihaonana iznay
50. mumu ( 11/05/2004 09:24)
mofo bôl kou adinonareo
51. arena ( 11/05/2004 17:58)
ie ! mofo baolina sy ronono dé amamina @tantely de mmmhhhhh an !
52. kitjo ( 13/05/2004 19:52)
kay le
trondro d ovy no atao lafika na voanjobory ,mmhhhhh

efa nisy nanadrana ve katsamaitso @kolany d didina @antsy hiala @kolany, d andahoina asina anamalaho sy sira kely d asina hena matavitvy kely didina oh hena masikita,
"didiroa" fiantson gasy an'io

53. chipie1 ( 14/05/2004 18:05)
trondr sy voanjobory io kou milay an
54. booboo ( 17/05/2004 15:53)
vary sosoa vao maraina na hariva dé ovy endasina ny lôka !
55. kitjo ( 25/05/2004 16:47)
noana eeeeee
sady te hody
56. jhouhlambout ( 26/05/2004 15:32)
za kou zany noana be. :o(
57. oully ( 28/05/2004 16:36)
Aleo hampilenda kely fa nihinana patsa mena natao ron'anana zahay androany. Manja be!
Saingy nampalahelo fa tsy nampinono :))
58. booboo ( 28/05/2004 16:37)
59. booboo ( 29/06/2004 07:59)
vary sosoa sy siramamy
60. kitjo ( 03/07/2004 07:19)
kally> ny anah patsa sy ovy sady niaraka t@ vary gasy,mmhhhhh

otsan oe tany Dago mitsy a le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8918