plat tena gasy

21. ikaretsaka ( 26/04/2004 22:28)
ny henakisoa sy pirina koa aza adino fa milela tanana mihitsy
22. oully ( 27/04/2004 08:40)
samoina> tsiasisa ve tsy lentilles ihany eh!
ikaretsaka> hafa indray izany plat henakisoa sy pirina zany an
23. hendry ( 28/04/2004 13:23)
GOUTER
mangahazo @ côcô
katsaka @ ronona
vomanga endasina na atao soriba
LASOPY
lasopy voatavo
lasopy tongotr´omby
lasopy akoho
LASARY
lasary karaoty
lasary voatabia @ voanjo voatoto
lasary kaokaombra
24. nananie ( 28/04/2004 15:47)
Aoka ry reto a! Maty ahy.
25. oully ( 28/04/2004 16:46)
Andao asesy reo menu ireo amin'ny fihaonan'ny namana eh!!!!!
26. tequila ( 28/04/2004 20:22)
samoina> ie tsiasisa = lentilles
27. booboo ( 28/04/2004 21:40)
oully>SO
28. booboo ( 28/04/2004 21:55)
miala tsiny fa nivika tampoka ilay raha.
Soa hôa no ho lany @ izay no sady ho soa koa ny fiarahana
29. sambatra73 ( 29/04/2004 11:55)
Tena amin'ny itiavako azy mitsy ty resakato ty :)

Fijo: afa-kely dray zany gana sy tsaramaso zany, d atao aôna??
Ary inona zany akoho sy soza???

Tsy tadidinareo ngà ny
- vary sosoa sy kitoza
- vary sosoa sy totom-boanjo

Andramo kely ny:
- anadrano sy sôsisy (endasina aloa ny sôsisy d avieo alefa ny anadrano, tsy atao masaka loatra...) + vary maina + lasary vodaby + sakay kely d arao @ ranon'apango.... d lazao amiko oe nanaôna???


30. oully ( 29/04/2004 12:39)
mitelindrora mihitsy marina ny tenanay an!
31. bido ( 29/04/2004 17:24)
ary le vary gasy toto-tanana atao sosoa miaraka @ ovy nendasina ( maraina ) vary gasy toto- tanana atao maina , de rona ravimbomanga de trondro be atono asiana citron kely no laoka aoka fotsiny e ! any Ambanivohitra zany an !
32. xxx ( 30/04/2004 18:52)
izy daholo zany,mampitelin-drora marina
33. kinaoly ( 30/04/2004 19:03)
goûter fanampiny : mofo akondro, makasôka, mofomangahazo, fa surtout le mofo akondro ......
34. booboo ( 30/04/2004 19:11)
menakely, gasymofo, ramanonaka, mokary, grefy
35. ikaretsaka ( 03/05/2004 00:23)
nandramako androany koa ga milay be.. totokena sy laisoa!
36. bido ( 03/05/2004 17:56)
anandrano sy totokena koa atao bebe menaka kely de lasary voatabia
37. ikaretsaka ( 03/05/2004 17:59)
akoho sy chou fleur koa rankizy an.. ilay nofony tsisy taolana irney an
38. booboo ( 03/05/2004 18:40)
vary sosoa ridritra sy vily lava endasina
39. kally ( 03/05/2004 18:54)
Indraindray ry Booboo misy vily manaiki-dela be a!
40. booboo ( 03/05/2004 19:01)
hihihihi, ampiarahana @ vary beeee dé tsy maninona ! sady tsy izy rehetra koa no manaiki-dela kah ! ( ny mahery kely @ atsasany fotsiny ! hihihihihi )
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.246