Nem sy Sambos

1. oully ( 23/04/2004 20:13)
Sao misy mahalala ny fomba fanaovana nem sy sambos ianareo?
Dia misaotra mialoha.
2. booboo ( 23/04/2004 20:57)
ie, fa tsy hitako ny fomba anoroana anao ny fomba famonosana azy !
3. kinaoly ( 23/04/2004 21:08)
nem mafana ve kalongany sa nem mangatsika.samy hafa ny fanôvana an'azy manko. fa ny tena tsara de ze farce tiana atao anatiny no atao. ny pâty vidina eny @ grande surface fotsiny.
4. ikaretsaka ( 23/04/2004 23:13)
zay mihitsy.. efa amidy izao ny fofona nem sy sambosa fa ny sesika sisa amboarina
5. fano ( 24/04/2004 04:05)
Toa hoatrany misy totokena aloha ilay izy e! dia asiana tongolo maitso kely fa tsy asiana ovy an!
'Zay
6. booboo ( 24/04/2004 08:42)
fa maninona ny ovy ?
7. oully ( 24/04/2004 10:59)
Dé ahoana kou ry zareo ??? mba ampianaro moa eh
8. hendry ( 24/04/2004 12:27)
totokena sy tongolo maitso, ndraindray asiana kaotomila dia zay no fanaoko rehefa manao nem, mividy pâty eny @ pavillon ny any @ grande surface hamonosana azy.Ampifangaroana fotsiny ny totokena sy tongolo maitso ary kaotomila voatetika madinika dia fonosina @ ilay paty dia endasina.
Ny sambos aloha tsy haiko e!
9. hendry ( 24/04/2004 12:28)
Hadino: azo asiana tongolo gasy voatoto koa hampanitra azy.
10. oully ( 24/04/2004 12:34)
Misaotra an'i hendry! inona no anaran'ilay pâty ho an'izay efa nividy teny @ grande surface ?
ka tsy mitovitovy amin'io ihany ve ny sambos?
11. sipagasy ( 24/04/2004 14:00)
eny @ rayon surgelé ry oully no misy azy ann na koa mandehana eny @ sinoa fa misy ihany koa eny.
Efa raikitra izany fa i oully no manao ny sambos @ fihaonan'ny manana @ manaraka annn hi!hi!hi!
ampiko injy é!
12. oully ( 24/04/2004 14:46)
raikitra akia an! ataontsika ny sambos sy nem an! dé aleo ataon-dry zalahy hafa ny tsaky sasany! mbola ampiantsika masikita sy lasary io an!
13. samoina ( 25/04/2004 04:48)
zà mpanandran-tsira !
14. fijo ( 26/04/2004 22:00)
ny farsa mora atao fa ilay famonosana azy no sarotra kely raha tsy hita mihintsy .
15. ikaretsaka ( 26/04/2004 22:26)
any @ sinoa feno lety e
16. oully ( 27/04/2004 08:53)
Efa nitady zà fa misy tokoa eny amin'ny sinoa.
17. oully ( 28/04/2004 16:51)
hay ve ramaso any kômôro eh??? :)
18. hendry ( 28/04/2004 17:42)
zaho koa aza mba gaga. Inona ny anaran´ny nem @ teny kômôrianina ny ramaso?
19. ikaretsaka ( 28/04/2004 17:52)
sambos nop misy any @ ramaso fa tsy nem e
20. sambatra73 ( 29/04/2004 12:04)
oully:
rà vô mianatra manao nems enao d paty sirzélé atao fa iny moramora ny fanamboarana azy sady azo kôlina (lakôly lafarinina) ka tsy maninn na bokaboka aza avieo fa tsy mparitaka ny zavatra ao anatiny refa endasina ...

fa ny paty nems (feuilles de riz) reny manairana rà tsy zatra...

d atôvy bdb an...:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8169