Fanenjehana.

41. ari.malala ( 10/06/2004 06:33)
Tsy hoe sanatria manamaivana ny manjo anareo aho, fa ny ahy aza zava doza kokoa noho izany, tsy teto @ namana aloha fa na izany aza teneniko ihany sao sendra mahavoa anareo, mi chat tao @ cara le ol d ny anarako sy ny momba ahy ny N° tél aty am-piasana no omeny izay olona miresaka aminy any, izy fantatro tsara fa lehilahy fa misandoka ho vehivavy d ny momba ahy no omeny olona any,d avy eo misy miantso aty am-piasana manome RV sy miteny hoe tsika vao avy ni chat teo... mandrangitra ny tratran'izany an!
42. methode ( 10/06/2004 16:40)
Izany indray kosa azo torina mihitsy raha fantatrao ilay olona ka!! Mandika lalana izy amin'izany, manalabaraka!!
43. chipie1 ( 11/06/2004 13:26)
ilay ao am chat no tena itako oe betsaka ny mangalatra ps za kou alou efa tratra izay nahazo any i aladin zay. Fa nenà raha tratrako de homboiko kou otrany lazainy ry booboo.
44. nananie ( 11/06/2004 16:32)
mila corrigena .
45. mcfy ( 11/06/2004 17:25)
Ny vizana sy ny tsy mahay ihany koa ange no tena mamaky loha manenjika e!
Ny tena olan'ilay mpanejika d tara b mitsy izy k asaivo asiany TURBO ny moterany fa tsy ho tratrany mihitsy ny ritme-nareo zay enjehiny.

Asakasak'isy manenjika fa zà aloha MaKaFy fotsiny.
46. cutie ( 11/06/2004 20:24)
methode
tadiavo miandalana ny valiny f a ho hitanao fona e.
Ela ny ela ve tsy hipoitra fona ny marina rehefa sokirina.
Mahereza e.
47. cutie ( 11/06/2004 20:25)
methode
tadiavo miandalana ny valiny f a ho hitanao fona e.
Ela ny ela ve tsy hipoitra fona ny marina rehefa sokirina.
Mahereza e.
48. unik ( 11/06/2004 21:32)
iny lé hoe saonjo ray lohasaha e e!!!
49. methode ( 11/06/2004 23:25)
Aleo ho any aloha izay manenjika fa tsy ho hita ho azy eo ihany ve izay marina e! Ho kobokoboin'ny marina ihany izy! Zay mahasoa aloha no tadiavina!
50. cutie ( 14/06/2004 17:23)
unik
In zany le we saonjo ray lohasaha e, fa tsy azoko.
51. ftma ( 15/06/2004 10:02)
Raha toa misy manenjika dia midika zany fa lasa aloha ianao, aleo henjehana toa izay manenjika!!
ireo mpanenjika angamba mbola tsy mahalala ny dikan'ny hoe "namana"
chipie1 fandrio ny ps ao @ chat fa raha misy mangalatra hanaratsiana na hanenjehana ny namana hafa tena mampanahelo.
52. olly ( 15/06/2004 10:27)
nena ndray le manenjika aoriako foana ka (tsy maintsy ! :))
rehefa tsy tsy mahafantatra ny fomba fisainako manokana , sy ny principes-ko, sy ny fomba fiainako andavanandro ato izy , dia aleo hiteny izay maha-diavolana ny fony any , fa tsy hamakiako ron-doha akory ...
53. methode ( 15/06/2004 10:57)
olly, ka le izy aoriana mihitsy no atahorana ko!! Raha tratrany ianao dia mety maratra!! Hihihihi! Raha avy eo aloha mba afaka miomana ihany fa le aoriana tsy fantatra izay ampiasainy ao! Mailo fotsiny!!!
54. olly ( 15/06/2004 11:10)
methode < maratra angamba an !mety ho marina ihany izany fa rehefa mieritreritra tsara ianao ao aorian'nizay ataony eo dia miteny ao anatinao : "après tout , inona moa no ratsy nataoko , fa izy no be lazao " ihihhii
rehefa madio ny saiko , de mandeha fona ny fiainako e ! :)
le hoe izay hataony any indray : aferany sy ny asa ratsiny sy fanaratsiny ihany izany , za ftsn no faly am' tenako satria na nenjehina aza .... sa tsy izany methode ? :))
55. ikaretsaka ( 22/06/2004 05:49)
fa ilay minomino foan asy marary heo misy mpanenjika sy mi interpreter zavatra hafa kao tandremo ihany
56. angie ( 22/06/2004 08:35)
Aza kivy ry zareo a, tsy maintsy mbola ho vizana ihany ireny ol tsy misy atao ireny.
57. ikaretsaka ( 24/06/2004 06:35)
zay indrindra manko
58. methode ( 18/07/2004 23:57)
Efa tsy misy intsony angamba ny mpanenjika fa toa tsy nisy nanohy intsony ny resaka ato!! :?:
59. ikaretsaka ( 28/11/2004 20:39)
ka tsy mety mahazo ko
60. fijo ( 29/11/2004 23:36)
mbola mikotrana ny mpanenjika ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.637