Aretin'andoha tsy misy fijanonany

1. drtriniti ( 22/04/2004 13:42)
Fa inona no mahatonga an'i kof boay harary andoha tsy mijanona le? Mavesatra be sa donto be tsy mety miasa mihintsy nedala.
Aza asiana hanihany fa resaka serieux io ah! Tena efa ho 1 volana izao.
Misaotra eh!
novalian'i zoryl ny 26/02/2018 10:54
2. nananie ( 22/04/2004 13:49)
Dia mbola tsy nijery dokotera fôna ve? Ra za enao mandehana fa sao dia lasa zava-doza .
3. kally ( 22/04/2004 14:25)
Mety areti-maso,mety aretina hafa fa mijere dokotera sao sanatria!!!
4. booboo ( 22/04/2004 16:34)
Marina ireo navalin'ny namana ireo; Zà koa aloha miteny oe ndana mijery dokotera e !
5. rondro ( 23/04/2004 04:41)
mijere dokotera fa mety reraka be ianao na aretimaso araka ny efa nolazain'ny namana tery ambony, dia mihinana "carottes" isan'andro na sanatria koa resaka tension
6. drtriniti ( 23/04/2004 06:33)
Izaho anie efa nijery dokotera: Vao nanomboka narary fotsiny dia efa namonjy dokotera aho: maso, Analyse isan-karazany. Misy tretement na fanafody be dia be izao efa arahako efa ho 10 jours izao fa mbola tsy mijanona ihany. Misaotra daholo eh!
7. xxx ( 23/04/2004 08:52)
Zao e ! Ny mamako ko efa azon'io aretin'andoha tsy misy farany io. Zao atao mandehana eny amin'ny hopitaly eny MAHINTSY ao amin'ny ORL de miresaha amin'ilay sinoa ao (misy mpandika teny ao raha tsy azon'ilay sinoa tsara ny resaka). De omeny fanafody enao sady mitsindrona eo amin'ny "fihirifana, tarehy, ativava" de miverina rehefa asainy miverina amin'ny andro manaraka. Mino enao fa sitrana io satria ny mamako efa ho 3 volana izao tsy niverina intsony ny aretin'andohany
Zay
mirary soa
8. xxx ( 23/04/2004 08:56)
Zao e ! Ny mamako ko efa azon'io aretin'andoha tsy misy farany io. Zao atao mandehana eny amin'ny hopitaly eny MAHINTSY ao amin'ny ORL de miresaha amin'ilay sinoa ao (misy mpandika teny ao raha tsy azon'ilay sinoa tsara ny resaka). De omeny fanafody enao sady mitsindrona eo amin'ny "fihirifana, tarehy, ativava" de miverina rehefa asainy miverina amin'ny andro manaraka. Mino enao fa sitrana io satria ny mamako efa ho 3 volana izao tsy niverina intsony ny aretin'andohany
Zay
mirary soa
9. ari.malala ( 23/04/2004 10:48)
Manaova analyse na cistycercose fa sao ka sanatria izany no mahavoa anao. Sao koa sinusite? Ilay cisty alo tena insistéko satria efa nahavoa ahy ê! tena mila hahalasa adala mintsy! fa mila patience alo ny traitement an! mahereza ê!
10. ramoul ( 23/04/2004 15:19)
manatona dokotera haingana dia mbola tsy misy consequence
11. tsilan ( 29/04/2004 22:58)
Raha izany dia manantona dokotera, satria betsaka ny antony mankarary ny loha araka ireo voalaza etsy abony ireo.
Ahenao aloha ny fijerena ordi sy tele raha mpijery ireo maharitra.
Tokony tsy hihinana aspirine raha tsy fantatra ny anton'ny aretina, sao mahavaky ny lalan-drà anaty atidoha indray. Betsaka ny olona marary an-doha no tratran'ity farany ity eny fa na any amin'ny tany mandroso aza.
Manareta soa eh
12. xxx ( 01/01/2005 15:46)
ny mahatonga anizay de mety misy sisty cercose no mahatonga maray andoha foana
13. zoryl ( 26/02/2018 10:54)
inona no mahatong ny tevidoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7981