Fihaonan'ny Gasin'i Australia

1. fatsoraly ( 19/04/2004 19:08)
Rahoviana? Aiza?
Akanga iray sa Kangaroo ny kaly?


Misaotra.
novalian'i fatsoraly ny 21/08/2004 01:50
2. oully ( 20/04/2004 08:52)
Hevitra azo tohanana.
3. oully ( 20/04/2004 08:57)
.... nefa toa nampisalasala indray raha vao avy nijery ny mombamomban'ny mpandroso hevitra. Sa moa any Australia no misy an'i zimbaboé ?
Tsiky dia ampy !!!
4. kitjo ( 22/04/2004 02:35)
hahhahha
5. fatsoraly ( 22/04/2004 21:23)
Ka eto ange samy manoratra izay tiany e! Izay no mahatonga ny sehatra hoe ATERINETO. Aiza no ahafantaranareo na zimbabwe na madagasikara na israel na australia na canada na netherlands na switzerland na aiza na aiza no misy an'iza sy iza? Soa ihany fa tsy apoitran'i webmaster eto ny Ai Pi address fa tonga de silaka be hoe kay i fatsoraly tsy any zimbabwe fa any afghanistan letie! Aza kôzina an'i Bush an!( by the way, "bush" might stand for Bull Sh...t!)

oully> fa angaha voatery tsimaintsy monina ao frantsa kou ohatra vao mahazo manentana ny olona ao? jereo fotsiny fa vraky be ny ao frantsa mamonjy Tovo J'Hay any @ rainiboto, nefa ny mipetraka ao allemagne tsy ampy 5% no mamonjy an'io de maninn?
Misaotra klou t@ le tsiky e! Ampio fa tsy ampy :)
6. fijo ( 22/04/2004 22:17)
aza mifananihany e
7. ikaretsaka ( 22/04/2004 22:55)
zay mihisty manko
8. oully ( 23/04/2004 13:39)
ka masaho aza ny hetsika karakarainao fa zahay maika ahazo ny tatitry ny avy ôstrali eh!!!
manana tsiky maro zà fa raha tsy ampy anao ny teo ampiako fôna kah!
9. fatsoraly ( 23/04/2004 16:45)
hay ve ka mora tezitra sy misendôtra ny namana rehetra e!
Fa nankaiza ilay tsiky?
10. fatsoraly ( 23/04/2004 19:56)
Na aiza ianao na aiza
Tsarovy hatrany ry sakaiza
Fa ny zavatra tena soa indrindra
Dia ilay Andriamanitra, mpandrindra

Tsy noho ny hery na fahaizanao
No mahatafita toy izao sy izao
Ka hadinoy ny fireharehana
F'Izy Tompo no mendri-piderana

Raha lasa lavitra any an-dafy
Aza mieboebo, na fiteny na fitafy
Fa fahasoavan' Andriamanitra
No ahatafidirana any an-danitra

Amen
11. oully ( 23/04/2004 20:02)
hay ve olona tezitra no afaka manampy tsiky eh! manja alou lé tonokalo eh! mahatehitsiky ....
12. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:15)
tehafantsika i fatsoraly rankizy an... manaraka indray zao!
Iza ny anaranao? hanao hira sa tsianjery?
13. oully ( 24/04/2004 10:57)
hanao... hanao.... hanao tantara kely tompoko fa mbola vô foronina ....
14. samoina ( 25/04/2004 05:49)
Fa fihaonan'ny gasy any östralia sa fihaonan'ny gasy any an-danitra no resahina eto e ?
Ny "oullyn"-drehetra anie na manana fiar"ikaretsaka" aza tsy afaka hanao taingimbe ho any avokoa e ! Raha tsy hoe " fatsora"tsora sy " fijo"fijo angaha ! Aza midi"kidjo" ry namana isany fa ataovy akaikikaiky toerana ihany ny randevou a !!
15. samoina ( 25/04/2004 21:24)
Raha taingimbe mety ahazaka ny elatra fa mety ho jambena "ra-maso" !
16. ikaretsaka ( 25/04/2004 21:39)
ka ramaso anolohana ko
17. oully ( 26/04/2004 10:14)
Tehafantsika ianareo fa tena mpanao tantara sy tsianjery mahay daholo, hiakan-tsehatra indray i ..... iza no efa vonona ao ô!!!
18. ikaretsaka ( 26/04/2004 19:52)
i oully ka
19. tsilan ( 27/04/2004 16:18)
Za tompoko,
Za vonona hanao....hanao kilalao, tena tsara vaovao. Fa tsy toy ilay fanao an
20. oully ( 27/04/2004 17:20)
tehirizo fa ataontsika any ôstralia eh, rehefa @fihaonana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1731