Ralaivao au prison

1. xxx ( 19/04/2004 18:53)
Ralaivao au prison
novalian'i ramaso ny 08/12/2004 19:26
2. ramoul ( 19/04/2004 20:35)
qui est Ralaivao?
3. booboo ( 20/04/2004 08:44)
zà koa vao saika hanontany
4. booboo ( 20/04/2004 16:54)
fa inona ny nampalaza azy
5. ikaretsaka ( 20/04/2004 22:36)
eo indrindra isika izao
6. xxx ( 21/04/2004 14:21)
ralaitonta izany io eh
7. oully ( 21/04/2004 16:52)
Zà kou andé hiteny hoe rasoanivo au prison ...
8. booboo ( 21/04/2004 16:54)
hihihi !
9. booboo ( 21/04/2004 17:20)
mbola karohina.
10. jhouhlambout ( 21/04/2004 19:54)
demande d'explication kokoa
11. ikaretsaka ( 21/04/2004 19:59)
eny hoa
12. booboo ( 21/04/2004 20:29)
fantatreo angah ilay Rakoto be ?
13. beko ( 21/04/2004 21:43)
Rakoto be le gardien de prison e !
14. kitjo ( 22/04/2004 02:36)
au priso manatikanina ny sasany ngamba
15. fijo ( 22/04/2004 22:18)
misy te hoany angaha
16. ikaretsaka ( 22/04/2004 22:55)
tsy za aloha e
17. oully ( 23/04/2004 13:42)
Fa iza ihany lé Ralaivao eh??? sady tokony any @vaovao tselatra no hisy an'intony ? sa mpanao fety sy fihaonana izy?
18. hendry ( 23/04/2004 14:31)
Ralaivao xxxx ngamba zany, tena au prison marina fa tsy niverina ntsony.
19. tsilan ( 23/04/2004 18:44)
Ny ahy izao ralaivao Jean Bapt no fantatro
20. fijo ( 29/04/2004 04:18)
dia atao batisa any izy izany ry tsilan
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6016