Zistoira...

1. nananie ( 19/04/2004 13:08)
Ndao averina indray lay kilalao nataon'i Hery tato taloha e!
Manao teny 3 fotsiny, tsy atao miôtra, dia tohizana ny tantara.

Indray andro hono...
novalian'i booboo ny 04/07/2004 20:51
2. oully ( 19/04/2004 13:11)
nisy olona hafahafa ...
3. nananie ( 19/04/2004 13:44)
... lava hoho tànana
4. imailaka ( 19/04/2004 13:55)
de nisokotra taindelo
5. jhouhlambout ( 19/04/2004 14:57)
tamin'ny alahelo
6. oully ( 19/04/2004 16:57)
dé nihindrana elo
7. fijo ( 19/04/2004 23:47)
tamin'i ravelo
8. aladin ( 20/04/2004 04:59)
Ravelo anefa avelo!
9. aladin ( 20/04/2004 05:01)
Ravelo anefa avelo!
10. aladin ( 20/04/2004 05:04)
Ravelo anefa avelo!
11. mity ( 20/04/2004 10:04)
Ny lohany telo
12. rindranavalona ( 20/04/2004 10:24)
Misy miverina in-telo
13. nananie ( 20/04/2004 14:41)
(Aza migafy ka!)
14. nananie ( 20/04/2004 14:43)
Lasa nitady hevitra...
15. oully ( 20/04/2004 14:47)
ka niafina tao an'efitra
16. oully ( 20/04/2004 16:20)
atao ahoana fa zefa
17. lanto ( 20/04/2004 17:11)
telo mira telo
18. nananie ( 21/04/2004 10:50)
Ka niantso " vonjeo"!
19. lolly ( 21/04/2004 11:44)
"Vonjeo vonjeo vonjeo"
20. booboo ( 21/04/2004 12:04)
niantso mafy mitoreo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1799