dystrophie ovarienne

1. ari.malala ( 19/04/2004 09:48)
Raha misy dokotera afaka mamaly azafady, inona kay no tena antony mahatonga an'io? Ary tsy maintsy mila fandidiana ve? Mitarika kyste ve?Misaotra mialoha.
2. nananie ( 19/04/2004 11:18)
Fa in kay io? Dia in no antony mahatonga an'io?
3. ari.malala ( 19/04/2004 11:56)
aza mananihany anie ramaso fa aiza koa no hisy ménaupose à 19 ans â!
4. nananie ( 19/04/2004 13:37)
Misy aki io a! Vao sujet nalefako io!
5. ari.malala ( 19/04/2004 14:20)
à 19 ans! quand même!! tsy mino aho ka!

Aiza aloha ny dokotera toa tsy misy mamaly ê!
6. rfanjav ( 19/04/2004 15:07)
Mba valio marina ry dokotera isany fa tsara ho fantatra izany resaka izany a ! SVP
7. ari.malala ( 20/04/2004 09:48)
Ô! r'i dokotera isany ô! miangavy re ny tenako tompoko! Nisy narary ahy dia nasaina nanao echographie aho dia io no notenenin'ny dokotera tamiko ka mba tiako ho fantatra hoe inona ny tena antony mahatonga an'io ary inona ny traitement mety aminy. Misaotra ô!
8. samoina ( 20/04/2004 10:59)
Tsy dokotera ny tena ka ny hany torohevitra azo omena raha tsy misy mahavaly anao dia izao: midira ao @ site google ohatra dia taper-o @ moteur de recherche ny " dystrophie ovarienne " fa ahita valiny maro ianao. Mba mahagaga ihany koa ny radokonao tsy mba nanazava izay mahazo anao. Mahereza e !
9. sambatra73 ( 20/04/2004 11:15)
ari.malala> asa raha mety hisy infos ho anao ny site doctissimo.fr
10. dasy ( 20/04/2004 12:05)
sarotra ny hanazava ny " dystrophie ovarienne " eto , :
debute dès ou peu la puberte
signes cliniques :
oligospaniomenorrhee ou amenorrhée, hirsuitisme, acne, hyperseborhhee, obesite, ...
le +++:augmentation de la taille des ovaires bilaterales / asymetriques
echographie donne le diagnostique+++
c'est bien de consulter par google seulement bcp de termes medicaux
mieux vaut demander a votre gyneco
aza omena tsiny aho @ teny frantsay
dasy

terme medicale


11. ari.malala ( 20/04/2004 12:50)
Misaotra an'ireo efa namaly aho ê! Efa nijery tao @ doctissimo sy e-sante toko aho fa ny tsy fantatro dia ny hoe tsy maintsy didiana ve sa tsia. Nangalariko notsirihana manko ny résultat ny echographie dia hitako hoe ngez kokoa ny ovaire droite noho ny gauche. Ny antony? tsy fantatro. Ny traitement? tsy fantatro ka ilàko fanazavana, raha mety.
12. dasy ( 20/04/2004 14:41)
tsy misy afaka hilaza @nao ry ari.malala hoe tsy maintsy didina io na tsy , betsaka ny " facteurs " :
taonanao, habehany ovaires, tsy nety ve ny ttt hormonale aloha, ... hatahorana ho lasa zavatra afa ve ...
efa niteraka ... sy ny sisa, raha tsy maintsy dia aza mieritreritra fa efa hatao sous- coelioscopie izao
13. ari.malala ( 21/04/2004 13:36)
misaotra betsaka dasy @ fanazavana. tsay haiko aloha raha mba efa isy coelioscope aty Madagasikara ê! fa ilay chirurgien nijery ahy aloha dia nimenomenona fatratra fa ireo nandidy ahy t@ appendicite hono tsy nanana reflexe nijery nyovaire ko...
14. nananie ( 22/04/2004 12:40)
Ka le apandisita ihany tsinona no nanaovan'ny dokotera diagnostika kou!
15. ari.malala ( 22/04/2004 13:22)
asa re r'izareo fa dia @zao alo d mijalijaly @ maray ao anaty kiboko ao! misaotra anareo izay namaly alo ê!
16. booboo ( 03/05/2004 11:23)
tsy dokotera zà fa izay fantatro @ ankampobeny fotsiny no lazaiko. Misy ifandraisiny betsaka @ truc psychologique io ary tsy ilaina fandidiana. Rehefa alohan'ny début des règles izy no tena maharary fa mijanona ilay manaintaina rehefa tapitra ny règles.
17. ari.malala ( 25/05/2004 12:45)
kanefa tsy izany no mahazo ahy, ny tiko tenenina d hoe za efa manao règle douloureuse fôna, fa ilay izy eo akaikikaikin'ny periode d'ovulation.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3062