Pseudo

1. oully ( 19/04/2004 09:00)
Mba tantarao hoe ny antony sy ny dikan'ny pseudo-nareo tsirairay ireo ...

Ny ahy "oully" izao dia tamin'zà mbola ni-chat tao amin'ny caramail dé oullias no nentiko tao zay midika hoe Ouverte, Unique, Loyale, Libre, Intègre, Aimable, Sincère. Reo zany no mba anisan'ny tanjona eh !!! Dia nony tao amin'ny serasera zà dé nafoheziko dé nosoloiko "y" fotsiny ny farany.

Dé mba tantarao hoe ny anareo, azoko an-tsaina ny an'ny sasany ....
novalian'i kitjo ny 15/06/2004 17:28
2. aladin ( 19/04/2004 10:11)
neneh aladin satria nifametahanay sy ny sipako talou ny hoe aladin sy jasmine.
3. hendry ( 19/04/2004 10:23)
Hendry: ny dikany mazava be.
Ny antony ndray? tanjona ohatran´ny an´i Oully, mikatsaka ilay fahendrena satria mahatsapa fa mbola tsy ampy ilay izy.
4. hery ( 19/04/2004 10:29)
hery : euh
tsy pseudo fa tena anarana :)
ny dikan'io hono @ teny Kiswahili dia hoe Fahasambarana (Heri)
5. oully ( 19/04/2004 10:31)
Mahaliana sy mahafinaritra!!!
6. nananie ( 19/04/2004 11:39)
Nananie, anarako t@ za mbola tsy nahay niteny tsara.Refa anontanian'ny ol we iza no anaranao, de nananie no valiny!Tsotra kely!
7. a256011 ( 19/04/2004 11:57)
Ny ahy indray anontanio an'i rindranavalona fa izy no nanome ahy an'io.
8. nananie ( 19/04/2004 13:45)
hafa kely!
9. jhouhlambout ( 19/04/2004 14:56)
Ny ahy dia mazava ho azy fa avy @ personalité-ako ilay izy, hihihi
10. oully ( 19/04/2004 15:17)
Ahoana no famakiana an'io ry jhoul ? somary atao vazà vazà ve?
11. psykatr ( 19/04/2004 16:13)
Ny ahy dia vokatry ny hadalan'ny sasany
12. jhouhlambout ( 19/04/2004 16:14)
oully> mety daholo!
13. ds ( 19/04/2004 16:45)
ds=fanafohezana Doc Strange fa tsy ds19 na ds21 akory (lol). Na dia tsy dokotera mpitsabo aza ny tena, dia mba miandrandra ny hitsabo solosaina na saina amam-panahy indraindray. Efa hatry ny fahazazana no nisalorana azy io fa angamba nanantena ny ho dokotera fahizany.
14. oully ( 19/04/2004 16:56)
Mahafinaritra mihitsy nareo reto marina...
15. oully ( 19/04/2004 17:24)
Aiza i rindranavalona hanaza lé a256011
16. fijo ( 19/04/2004 23:51)
fijo dia efa hatrany majunga tamin'ny mbola kely satria be resaka be aho dia nataondry zalahy hoe fijo.vakiana hoe"fijou"
17. rindranavalona ( 20/04/2004 10:16)
Ilay hoe a256011 manakaiky ny hoe : 2560 / 11 (jereo ilay hatsikana sy lalao iray). Izany hoe Haja.
18. ari.malala ( 20/04/2004 11:18)
Ao anatin'ny anarako ihany io pseudo io.
19. ds ( 20/04/2004 11:28)
Angaha mou tsy be fika no dikan'ny "fijo" ?
20. jhouhlambout ( 20/04/2004 12:34)
zany t'kou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.253