Fihaonana faharoa aty am-pita

81. oully ( 22/06/2004 10:35)
Manao ahoana daholo,
Nodinihina tsirairay ireo toerana rehetra narosontsika teto (miala tsiny fa tsy maintsy nakàna fotoana maharitra izany) ka toerana sy daty roa no hisafidianantsika.

Toerana:
Lyon
na
Normandie (amoron-dranomasina).

Daty:
01 - 03 Jolay 2005
na
05 - 07 Aogositra 2005.


Hanokafantsika lohahevitra vaovao ireo safidy ireo rehefa azo ny antsiprihany.
Vonona handray sahady ny hevitrareo. Misaotra.
82. fijo ( 22/06/2004 23:07)
ny ahy aloha lyon no tiako e.
83. ralay ( 28/06/2004 07:05)
ialana tsiny raha tsy afaka manome vao² firy aloha fa lasa aty an-tanindrazana ny tenanay ka tsy afaka miconnecté matetika ka dia manaova eté sambatra daho;lo aloha fa hiverina tsy ho ela aho
84. oully ( 28/06/2004 09:20)
Dé manaova vôkansy sambatra any Ralay an! ny dinika moa ato mandeha miadana ihany fa dia miandry ny fiverenanareo zany eh.
85. fijo ( 28/06/2004 23:04)
milamisa tsara daholo ary aloha e.
86. oully ( 21/07/2004 18:16)
Miarahaba antsika rehetra,
Raha misy any an-tendrombohitra ireo soso-kevitra eo ambony ireo dia aleo tonga dia tsy raisintsika fa nanao "colonie" tany an-tendrombohitra izahay tamin'zao été mafana be izao fa tena nangatsiaka be ohatran'reny @ andro ririnina ireny. Tsy nisy sôfazy fa tena nampijaly, indrindra zahay tsy mahazaka hatsiaka intony. Nefa aloha asakasak'ireo mahazaka :)
Rehefa tafody daholo aza ireo namantsika lasa lavitra dia hotohizana indray ny dinika eh!
:-* daholo !!!
87. sipagasy ( 25/07/2004 15:06)
miarahaba é!

miandry ny daty mety ho tena mifandraika @ tsirairay izany dia manome ny toerana @ izay é!, oully ahoana ny fahitanao ilay forges les eaux sady tsy alavitra an'i paris?
88. booboo ( 27/07/2004 11:10)
zà kou mifidy ilay any Lyon dé ny dates fidiako ilay début juillet io.
Tsara kokoa angamba raha asiana raha mazava kokoa momba ny toerana tsirairay
89. booboo ( 28/09/2004 07:41)
tsisy resaka intsony ity raha ity ?
90. fijo ( 29/09/2004 21:05)
ary raha ny RNS no hararaotina hiarahana e?
91. booboo ( 05/10/2004 09:29)
tô ho zay ihany no fandehany marina raha zany
92. fijo ( 05/10/2004 20:55)
iny tsinona mba samy any dia manararaotra ko.izay mifanakaiky moa dia hafaka mihaona ihany raha hafaka.
93. oully ( 19/11/2004 21:48)
Ataoko fa samy nanao fialantsasatra nahafinaritra fotsiny ny rehetra dia nanadino azy aty fa eo indray ry ralay sy sipagasy ary ry bichette sy izay tsy voantonona anarana hampahatsiahy sy hanamasaka azy ity ho antsika. :-*
94. Fanja1 ( 14/02/2005 13:41)
Za aloha mois d'aout tsy eto e!!!!!!!!!!!! fa raha mois de juillet za de presente! zay toerena tin'ny be sy ny maro fa tssy olana amiko ny deplacement!
95. fijo ( 14/02/2005 23:04)
fanja ka efa hoe any vichy ko ndry ko.amin'ny marsa io paka io raha tsy diso aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2502