1 euro à 12 000fmg

1. joda ( 14/04/2004 08:51)
sao mba tsy rariny intsony e..
2. hery ( 14/04/2004 09:19)
Tamin'ny oviana io???
Efa nidina 9.800 fmg ny 1 euro fa mety tara vaovao i joda :)
3. cathy ( 14/04/2004 09:43)
mba rahoviana re vao ho tonga
3.000Fmg ny euro e???
4. hery ( 14/04/2004 10:33)
rehefa lasa 2500fmg ny 1 dollar :)
5. kitjo ( 14/04/2004 11:02)
marina zany
fa na zany aza misy lafy tsarany "ihany" io,marina fa b ny lafy ratsy fa jereo any @ lohahevitra toekarena fa misy lafy tsara tsy azo odiana fanina
6. joda ( 14/04/2004 14:36)
androany 14 04 izay no henoko
7. kitjo ( 15/04/2004 07:57)
zay "vao" henonao fa tsy oe no niseho
8. ikaretsaka ( 16/04/2004 02:40)
niverina niakatra indray
9. jhouhlambout ( 16/04/2004 19:48)
Raoviana vao hidina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2864