Hellboy - The League - XMen - Hulk - Spiderman

1. delvechio ( 13/04/2004 13:15)
ho anareo tena tokony tsy hijery anireny ny olondehibe? satria manko reny otrany le ho an ankizy sa diso v ah?
novalian'i ramaso ny 20/04/2004 16:25
2. jhouhlambout ( 13/04/2004 17:19)
F'angaha ankizy no nanao ny réalisation'ireny?
Olon-dehibe efa manampahaizana be no nanamboatra ireny...hihihi, DONC: Pour tout public
3. ramoul ( 13/04/2004 19:00)
hihihii marina izany ry jhoulambouto ary ra ny ankizy no mijery ireny dia mety tso mbola ho ainy ny zavatra izay tiany lazaina fa mety hijery sary fotsiny ry zareo de miteny hoe"tsara kosa zany film zany an!"
4. donemaskit ( 13/04/2004 20:47)
tsy tena ho an'ankizy loatra, fa ho an'ny tia fantastique e !
5. ikaretsaka ( 13/04/2004 22:43)
bokin'ankisy no nangalana inspirakj'ireny an
6. donemaskit ( 16/04/2004 13:41)
ankizy lehibe
7. samoina ( 16/04/2004 14:16)
tsy tianareo angà ny lehibe Radel. raha mba miverina ho ankizy tsindraindray ?
8. jhouhlambout ( 16/04/2004 19:31)
rehefa misy gasy lasa réalisateur!!!hihihi
9. donemaskit ( 18/04/2004 14:56)
i Avoko leisy !!!
10. jhouhlambout ( 18/04/2004 16:23)
Ié, i Avoko ohatra
11. ravatorano ( 20/04/2004 11:29)
za mirevy fantastic ary ny boky capitain america , hulk,x men , les vengeurs ireny dia ananako mihitsy ary dia natao reliure taty aorina nony efa nahazo taoan b za.
tsy ho an ny ankizy ireny satria na ny teny ampiasana ao aza dia saika efa teny siantifika henjana be ireny matetika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6445