tsy hita hoe vendrana ve ny mpitondra ankehitriny

1. xxx ( 12/04/2004 15:26)
taiza no mbola nisy vola gasy nitotongana ohatr'izao raha tsy t@ity andron'i ravendrana ity io ve tsy fitaka ohan'ny malagasy
aza romotra raha fanatika ianao fa mba hevitra ny ahy ,sa ahoana ?
novalian'i alz ny 19/04/2004 15:26
2. ramoul ( 13/04/2004 22:18)
tena mampalahelo ra toa ka ohatran'izao foana ka,mampalahelo mihitsy
3. ramoul ( 13/04/2004 22:19)
tena mampalahelo ra toa ka ohatran'izao foana ka,mampalahelo mihitsy
4. xxx ( 16/04/2004 16:26)
gaga be aho @ zany an! sao le eritreritrao no tsy lasa lavitra, raha resaka vola mitontonga no lazaina de mba tadidio sy ataovy oe ny kajy2 tsotsotra oe otrin ny 1 ff t@le le jamba niditra teo @ fitondrana t@75 de otrin izy niala teo 1993 ohatra dia ny 2002 koa.
raha fitadidiko dia niakatra 1000 % ny sandan'izany 1ff na mihoatra.

sady tsy mahagaga koa anie raha mihena ny sandan'ny vola gasy satria mampiasa vola vahiny be ny firenena @ izao ,ohata fontsiny ny fifidianana ireo materiela isakarazany
sady eo ihany ko ireo mpanao afera e! tajomina ny vola de tsy misy eny antsena, avy miakatra hoazy ny vidiny. Lalanan'ny tolotra sy tinady re io e
5. xxx ( 19/04/2004 12:09)
misaotra anao namaly ,hitako iha,ny ianao fa mitady ho lasa ho olona fanatika ,ratsiraka anie raha teo mba ela vao hita ilay izy hoe niakatra e,fa ity kosa mbola tsy ampy roa taona akory dia efa jereo ty izy raha avelantsika hijanona 25 taona eo koa zany io tsy vao may ho loza, nefa na izany aza aza ny ratsy vitan'i ratsiraka no hifaninanana e,sa ny manakaiky ny ratsy vitany dia efa tsara² kjokoa,dia mino ve ianao fa raha jamba ratsiraka dia ho avy koa ra8 hamotsitra ny masony iray satria izay mba tsara² kokoa?
aza fanatika wa,teniko vao niatomboka io fa mba diniho tsara
6. alz ( 19/04/2004 15:26)
Aza miandry ny fitondrany intsony.
Betsaka ny zavatra azo atao, fa sao zatra miandry ny fanjakana foana.
Na iza ny eo na iza, tsisy mahay magie.
Anjaran'ny tsirairay avy no manao ny andraikitra mety ho vitany.

Sao misy tsy mandeha ny fiainana amin'ny lafiny rehetra dia hoe : "ny fanjakana no responsable".

Misy ny responsablité ny fanjakana, na tamin'ny andro-dRatsiraka na amin'izao fotoana izao, fa tsy afaka hamorona ny tsy misy koa ny fanjakana.

Raha samy miezaka manao, manatsara, mandray andraikitra ny tsirairay, amin'ny tenany, ny ankohonany, ny toerana misy azy, ny tanindrazany, sy ny sisa, dia ny fitambaran'ireny no maty hanatsara ny fiainan'ny Malagasy.

Na izany aza dia, manana zo ny Malagasy hitaky ny tsaratsara kokoa amin'ny Fanjakana amin'ireo andraikitra hiandreketany.

Ny mesazy -ko dia : aza manantena ny fanjakana foana, misy domaines betsaka tsy tokony idiran'ny fanjakana.

Ny regles du jeu no afaka apetraky ny fanjakana, fa ny jeu, tsy izy irery no milalao. Enao kou.



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5661