RNS Vichy: Nihaona ny namana

61. methode ( 25/04/2004 11:03)
Faly miarahaba ny namana rehetra , misaotra koa anireo nanao ny tatitra taminny fihaonana tany Vichy! Na irery aty an-tany lavitra aty aza mahatsiaro fa misy namana mifampizara vaovao ka faly! Mba tsara ho fantatra kosa ny anarana araka ireo sary ireo fa mba te-hahafantatra izahay! Tsy voatery anefa raha tsy tianny tompony ho lazaina sy ho fantatra ny sariny!
Bizz hoanny vehivavy rehetra , 5/5 hoanny lehilahy rehetra! Tohizo ny fihaonana fa tsara e! Mety hanateviana any izahay aminny manaraka!
62. lanto ( 25/04/2004 12:15)
Ohatry ny hoe tsy be resaka teto fa nihaino ny akony rns tao @ chat sy tel :) Misaotra ny mpitantara rehetra e ! Hita mihitsy fa masaka be ny tany !
63. oully ( 26/04/2004 08:12)
methode> tena enao mihitsy zao no handrasana amin'ny fihaonana manaraka
lanto> dia misaotra an'i lanto tokoa aloha fa tena nanampy be tamin'ny fanomezana "laharam-pifandraisana" eh. Nantsoinay foana isak'izay nahatsiaro tany.
ramaso> ekena eh
64. ikaretsaka ( 26/04/2004 19:51)
tokony natao direct mihitsy aloha de
65. oully ( 26/04/2004 20:06)
ny inona ry ikaretsaka ???
66. fijo ( 27/04/2004 20:52)
ny resaka .ih,ih,ih
67. ikaretsaka ( 27/04/2004 21:33)
avoakako eo indray ilay resaka hum an
68. oully ( 28/04/2004 16:54)
aoka ho'ah zay zany fa halazako eo nareo an
69. fijo ( 28/04/2004 21:39)
tazomy hono ny sekle ry karetsaka an hm
70. ikaretsaka ( 28/04/2004 23:24)
vohaiko ny karetsaka raha ohatra ka an
71. oully ( 29/04/2004 12:49)
Aty amiko ny fanalahidy fa tandremo.
72. fijo ( 29/04/2004 22:11)
mifanaraha ianareo aloha e sao miady ao indray.
73. ikaretsaka ( 29/04/2004 23:07)
nareo sy i fijo ve ry oully no otsots zay de za nfdtay no hidina?
74. oully ( 01/05/2004 09:23)
Ary aoka ho'ah zay ny momba anay sy fijo ry ikaretsaka an. resak'olon-dehibe ..... fa ato tatitry ny fihaonana. Mandehana @ manaraka
75. fijo ( 03/05/2004 23:17)
izay marina e.fihaonana manaraka hamafisina dia milay
76. oully ( 04/05/2004 09:24)
Sady miandry an'i ikaretsaka manokana zà any dé hazavaiko ny zavatra rehetra. :)
77. fijo ( 04/05/2004 23:14)
tandremo tsy hiady any an.
78. oully ( 05/05/2004 20:07)
Raha tonga any i fijo dia tsy miady zahay.
79. fijo ( 07/05/2004 00:43)
azo atao koa aloha ny mampiady tsiky raha tianareo e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8485