RNS Vichy: Nihaona ny namana

41. oully ( 17/04/2004 09:05)
Aleo nanokafana lohahevitra vaovao hafa mihitsy ny fihaonana faharoa.
42. samoina ( 17/04/2004 21:53)
Misy sarin-dry samoinakely ao @ http://petanquegasy.online.fr ( voir photos + RNS 2004 ) .Ilay boaikely misolomaso no izy.
43. oully ( 18/04/2004 10:33)
Dia miarahaba manokana an'i samoinakely zany tamin'ny amboara. Dia ho lasa lavitra hatrany eh !!!! Tokony mba tonga izy amin'ny fihaonana faharoan'ny namana.
44. hery ( 18/04/2004 18:24)
Ohatran'ny tsy namaly mivantana teto aho satria varian'ny nihaino ny tatitra tao amin'ny Resaka Mivantana. Nahafinaritra tokoa ny nitantarana ny zava-nisy tany Vichy. Ny tenanay mou tsy afaka tampoka andro vitsivitsy talohan'ny fotoana kanefa dia niaraka taminareo tany ihany tamin'ny antso antaroby sy resaka mivantana. Dia teto @ ordi no nanao ny RNS e.
Mamerina eto ampahibemaso ny fisaorana natao tany amin'ny takotakona rehetra tany ho an'ireo izay nanandratra avo ny anaran'ny namana serasera.org. Dia mampanantena fa hanao izay haha-afaka amin'ny fihaonana manaraka e.
Misaotra an'i oully nitondra ity tatitra ity.
45. fijo ( 19/04/2004 22:34)
nahafinaritra iny ka tokony hatao misimisy ny namana amin'ny manaraka e.
46. oully ( 20/04/2004 08:25)
Isika rehetra no isaorana fa samy nanao izay tratrany avokoa ny rehetra, dia manantena ny rehetra tokoa amin'ny fihaonana manaraka eh! hezahina mihitsy izay ahafaka ny be sy ny maro.
47. ikaretsaka ( 20/04/2004 22:29)
erak'i europe
48. fijo ( 20/04/2004 23:35)
ssy USA
49. samoina ( 21/04/2004 06:40)
sy océan indien
50. imailaka ( 21/04/2004 10:33)
ary eto @ forum kou!!!!!!
51. oully ( 21/04/2004 17:21)
Azontsika atao isan-taona anie ity fihaonam-ben'ny namana ity dia tetezina daholo ny kaontinanta ahitàna ny namana eh! mety ho miara-tonga any Dago isika amin'ny 10e anniversaire-n'ny serasera. Fa tsy manakana ny fihaonana sahady ataon'ny isam-pirenena anefa izany.
52. ikaretsaka ( 21/04/2004 17:30)
mety koa izay
53. oully ( 21/04/2004 17:48)
sambasamba ikaretsaka mba nanohina ny hevitro, mahate hanome biz'oroka, andraso omeko mihitsy kah!!!
54. ikaretsaka ( 21/04/2004 19:19)
omeo ary e
55. oully ( 22/04/2004 10:47)
ikaretsaka> lany lé tahiry tao fa aleo atao ampahibemaso eto eh. Bizz+oroka bé mihitsy dé raha mahay mamaly :)
56. fijo ( 22/04/2004 22:06)
clap clap ekena e
57. ikaretsaka ( 22/04/2004 22:50)
aza manao ze.... ahy eo
58. oully ( 23/04/2004 10:38)
Ataovy moramora ny clap -nao ry fijo fa menatra ny zanak'olona an!
59. hery ( 24/04/2004 14:08)
Nivoaka tamin'ny Radio Echo du Capricorne ny resaka nandrenesana ny feon'i Sipagasy. Jereo ito ambany ito ny rohy manokatra an'ilay feo.
http://emap.fm/demand/Zooma/20040423z.ram
Dia ao amin'ny minitra faha 69mn43s no misy ny feony.

Mila manana RealPlayer vao afaka mihaino an'ilay izy.
Raha tsy manana RealPlayer enao dia jereo eto ambany.
http://forms.real.com/real/player/blackjack.html?platform2=Windows NT4.0 / 98 / ME / XP / 2000&product=RealPlayer 7&proc=pent&lang=en&show_list=0

60. oully ( 24/04/2004 18:55)
Bizz sipagasy !!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2733