Bira

81. kitjo ( 02/08/2004 04:37)
Andriambelo> anay ary miandry androky ary @ lohahevitra manokana aryyyyy

jereo ambonin'ny tabilao misy ny lohahevitra bedabe io fa misy oe "lohahevitra manokana"
D misy hoe 'anay hatrany Bira" d ao ndray zao ro mampaneno sovaly deboa sns...
82. rvoulah ( 12/08/2004 12:57)
fa ahao ary taia foana no zao vo nahita an'ty e.
kay be kil avy any bira ato a
salama aby rakizy a
83. andriambelo ( 06/09/2004 11:51)
Manakory aby daholo
Nandalo tao an-tanànana nanao vokansy ny havanareo.
Nisondrotra aby ny zavatra rehetra hafa-tsy ny posy (Diman-jato ny korsa iray, fa savy de valon-jato raha miseho milay maka sary),
Ny tsena Sabotsy no nidina fa amboarina hoe, ka any @ hopitaly hatrany Avaratsena de tsary azo andehanana intsony fa feno mpivarotra.
Izay aloha fa se hatreo
84. kitjo ( 06/09/2004 13:30)
Tongasoa andorky izany,
Aia ny voandalana ankoatr aizay?
Andorky ary efa nandefasako fanasana ho emidira ary @ lohahevitra manokanaaaa
Any aby ny olona
85. fijo ( 06/09/2004 19:58)
nareo leaka ireto aza be tarogna eo ga nde mody aminizay fa mangitsy anie zao e.hangovitsa eo mo ko
86. andriambelo ( 06/09/2004 22:24)
Tsary itako zany lohahevitra manokana zany.
Fa ny hitako de teo amin'ny varavaran'i Diamant nisy soratra hoe "Halte au tourisme sexuel".
'Ngamba ry zareo nangala tahaka le soratra teo amin'ny hotely glasié tao Vohitsara
87. kitjo ( 07/09/2004 09:29)
Efa in2 nandefasako fanasana any andorky andriambelooooo, fa tsy azoko oe manakory ro tsa mahita......

jereo le fanasana fa ra tsa mety d midira serasera tsotra....sokafy le oe forum....mivoaka eo le tabilao be misy ny lohahevitra rehetra......eo ambonin' ilay tabilao misy hoe "lohahevitra manokana" dia tsindrio,

tsy anatin le tabilao fa eo amboniny.
D misy ao hoe " anay hatrany Bira"
88. andriambelo ( 27/09/2004 07:49)
Akory aby Ra-Kitjo an !
Nandainday nakany @ Lohahevitra manokana aho fa tsary tafiditra.
Dia hoy aho hoe aleo mba mipetrapetraka fa efa lehibe fa tsary manao kidondrano ohatry ny nijery fety tao @ Tranompokonolona intsony
89. kally ( 27/09/2004 08:38)
Fa androky izany ary ôkory ry andriambelo, ny kil rehetra savy de tafiditra aby se miditra ao fa androky ôkory no tsa tafiditra @ lohahevitra manokana?
90. fyjl ( 04/10/2004 06:01)
Akory aby!
Nametraka soso-kevitra aho ny hamangina an\'i Bira @ 31 Oct -> 1è Nov zao ka asa izay hevitrareo any an-toerana http://serasera.org/forum/index.php?rub=viewthread&msgid=m415ba720df803 dia omeo ny soso-kevitra e! Efa akaiky mantsy io fotoana io
91. fijo ( 05/10/2004 21:14)
marina aloha fa somary sarotra kely indraindray ny miditra kil ao amin\'ilay loahevitra manokana.fa mety ihany io ny farany.
92. vale ( 11/09/2005 16:50)
Koriaby!
Aia dé manararaotra anga moa fa tsary dé manao ohatran'izany kosa ny fitenini Bira é! Mbô sérieux mo rankizy à! Tsary mahita tenenna'ntsony à fa malahelo eto fotsiny!!!Veloma aby y!
vale zanak'i Bira!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3727