lalàna inona

1. sejianis ( 09/04/2004 13:21)
mba omeo hv hoe aho izay tsara fanahy:
rehfa namidy ny tranonao,dia firy volana aorian'ny nahalafosany no mahazo mipetraka farany ao ianao?
Manana zo handroaka anao avy hatrany ve ny tompon'ny trano vaovao; ao anatin'ny herinandro,
mba valio e!
merci d'avance
2. ikaretsaka ( 09/04/2004 22:42)
rehefa lasany ny titre dia azy ny trano ko
3. jhouhlambout ( 10/04/2004 16:41)
Zay mihintsy, fa noho izy efa lasa tompony dia izy no afaka manome fotoana kely alohan'ny handroahany ny ex-tompo
4. sejianis ( 13/04/2004 15:49)
merci tout le monde
5. fijo ( 19/04/2004 23:33)
arakaraky ny fifanarahanareo io.raha maika be izy dia hafaka manome fepotoana kely hoanao tsy amintsy hialana ao.ny tsara hatao rehefa mivarotra trano dia efa manomana izay haleha aloha sao sanatria ka voapitika ao vao gaga.
6. ralay ( 20/04/2004 18:42)
Salut daholo
Raha tranonao hipetrahanao no amidoinao dia izay hifanarahanareo sy ny mpividy no hialanao ao @ trano fa raha mpanofa trano ianao no amidin'ny tompony ny trano dia @ fotoana fahataperan'ny bail-nao no ialanao ka tsy maintsy manao preavis -mois anefa izy alohan'ny hataperan'ny bail. Izany rehetra izeany anefa dia miankina @ lalàna ny firenena hipetrahanao fa lalàna eto France no resahako io.
7. fijo ( 22/04/2004 22:30)
marina io.
8. ikaretsaka ( 22/04/2004 23:06)
izya mihitsy ny lalana ankapobeny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0836