THE TITANIC II

1. jhouhlambout ( 06/04/2004 19:26)
Iza no curieux momban'ny TITANIC?
JEREO fotsiny ito:

http://www.dialogus2.org/bukater.html
2. jhouhlambout ( 06/04/2004 19:31)
ITO KOA

http://www.dialogus2.org/BUK/lecoeurdelocean.html
3. ikaretsaka ( 06/04/2004 20:07)
tsss. sambo milentika dia mahavaky fo.. aza mba nandra ihany
4. jhouhlambout ( 06/04/2004 20:58)
f'angah tsy hitan'ialahy lé BLAGUE ao @ lé site?
5. ikaretsaka ( 06/04/2004 21:25)
nope
6. jhouhlambout ( 07/04/2004 10:53)
jerevo ary dia lasa misy sens lé titre napetrako io
7. voninkazokely ( 07/04/2004 17:17)
Fa nilentika fanindroany angaha ilay izy no hisy numéro 2?
8. jhouhlambout ( 07/04/2004 17:40)
http://www.dialogus2.org/bukater.html

http://www.dialogus2.org/BUK/lecoeurdelocean.html

Dia voavaly daholo ny fanontaniana rehetra....
9. joda ( 08/04/2004 09:11)
zavatra ratsy no tian'i leio ho tenenina
10. jhouhlambout ( 09/04/2004 08:04)
inona ary?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.188