Mitady olona ....

1. razilinah ( 06/04/2004 13:19)
Mitady SIPA manana signe astrologique VIERGE na "Asombola" fa tsy "virijiny" amin'ny fiteny Malagasy ofisialy. Izay manana an'io dia mba iangaviana hanoratra aty amiko.
novalian'i fijo ny 23/06/2004 21:51
2. peluche ( 07/04/2004 07:18)
condition zany le signe astro?
3. razilinah ( 07/04/2004 09:36)
Tsy cindotion ilay signe astro fa mba te-hahafantatra fotsiny eh !!!
4. ravatorano ( 07/04/2004 12:56)
tonga hatraiza le hoe te hahafantatra ?
5. razilinah ( 07/04/2004 13:22)
Angamba hatreo amin'ny finamanana ihany aloha fa ho hita eo ny soitiny.
6. ramoul ( 07/04/2004 16:42)
de ra sipa signe LION ohatra de aôna no antaon'ialahy razilina?
7. razilinah ( 08/04/2004 08:36)
ramoul > Ilay izy anie tsy dia midika hoe fiarahana na ahoana eh ! Fa mba tiko ho fantarina fotsiny. Karazana experience izany ilay izy sahala amin'ireny olona mitady olona mitovy andro nahaterahana aminy ireny eh !
8. angie ( 08/04/2004 15:25)
Dia mahazoa izay tadiavina ry se a
9. kitjo ( 09/04/2004 14:06)
mirary soa e
10. fijo ( 14/04/2004 21:33)
mahazoa izay tsy hita e.
11. hendry ( 17/04/2004 10:18)
hay ny vierge = asombola razilinah.
Sao dia mba hainao koa kay ny signe gasy mifandraika @ cancer?
12. hendry ( 17/04/2004 10:18)
dia ny signe gasy mifandraika @ sagitaire koa raha tsy mahadiso.
13. voninkazokely ( 19/04/2004 09:53)
Io indray fa lasa mivôna ilay resaka....!
14. tsilan ( 19/04/2004 18:44)
Aiza moa firenena Vierge na Asimbola io fa tsy fantatray
15. booboo ( 19/04/2004 20:19)
any anaty ny "fomba malagasy" jerena fa any izy any
16. fijo ( 19/04/2004 22:01)
ka tsy hitanay ilay boky fa atoroy izahay e
17. hendry ( 23/04/2004 14:04)
efa nahita ve?
18. xxx ( 23/06/2004 08:48)
inona no tena tianao ho fantatra aminay Vierge?
19. fijo ( 23/06/2004 21:51)
le vierge ka.ih,ih,ih manala azy io fa tsy inona an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1018