Resak'X

1. xxx ( 06/04/2004 08:29)
Izay xxxxxx ihany no miditra eto.


Aleo asiana resak'X e (resaka fotsiny fa tsy film).
Maro ireo namana xxxxxx ka aleo mba omena toerana ry zareo.
Zany hoe eto zany dia tsy mitonona anarana fa xxxxx foana ny mpandefa.
Zay te hitonona dia manao sonia etsy ambany toy ny ataoko ito.(tsisy lainga sao mampiady)
Le resaka samy manao zay tiany, izay mahasosotra azy, sy ny sisa.
Azo atao coup-de- gueule koa. Fa ny manompa sy ny teny tsy maotina tsy mety hoatran'ny fitsipi-dalaon'ny takelaka ihany.
Alz
novalian'i xxx ny 06/07/2004 20:02
2. xxx ( 06/04/2004 08:38)
Hidirako lé resaka XXX

Ny antony nampidirako an'io xxx io dia tsy tokony hoe hiafenana na hanaovan-dratsy mihitsy. Mazava ho azy fa na xxx aza enao azonay fantarina foana rehefa tianay ho fantarina. Fa mba hanajana vie privée ho an'ireo izay mila an'izany amin'ny resaka délicat. Hitanareo rehefa atao interview @ télé na radio? dia afenina ilay sary, na ovaina ny feo. Izany akory tsy milaza hoe tsy fantatry ny mpanao gazety izy. Fantany tsara fa rehefa tsy ny personne no important fa ny hevitra dia tsy dia maninona. Indrindra moa fa hoe raha mety mahakasika ny fifandraisany amin'ny namany ny sujet lazainy.

Ny tena tsy tiako dia ireo mampiasa xxx hanaovana valy boraingina sy ny sisa.

Hery
3. xxx ( 06/04/2004 12:08)
Marina tokoa ny voalazan'i Hery koa aleo ampiasaina avec modération ny X
4. xxx ( 06/04/2004 13:49)
Aleo hasiana modération mihintsy ilay X, sady ry zalahy tsy miresaka afa-ts'io.(panse ka çà)
Reraka zahay fa vô mietsika dé X, ny loha-hevitra mandeha dé X fôna.
5. rindranavalona ( 07/04/2004 06:35)
Na izany aza misy indro kely hoy ny mpandrafitra.
Nisy olona mampiasa xxxx, tao @na Cyber iray. Nony lasa ilay olona dia nodimbiasan'i rindranavalona. Moa ve azonareo fantarina ilay xxxx teo aloha? satria mantsy machine iray ihany no nampiasain'izy ireo. Mety ho i Rindranavalona mantsy no ho voaendrikendrika amin'izay.
Sa tsy marina ny ahiahiko?
6. six ( 07/04/2004 07:24)
7. voninkazokely ( 07/04/2004 17:21)
Ka aiza ary tena resaka xxxxxxxxx é?
Miandry izahay! hi!hi!hi!
8. xxx ( 08/04/2004 01:37)
resak'Y no misy
9. xxx ( 08/04/2004 06:08)
nisy xxxxx hono hoa de niaraka r@ xxxxx nadeha tany anxxxxxxx nitady an'i xxxxxxxx dia tsy tany i xxxxxxxx fa xxxxxxx hafa no tany
10. xxx ( 08/04/2004 10:11)
Rindranavalona >

Tsy ny odrinatera nojerena amin'ilay xxx fa ilay anarana miafina ao ambadik'ilay xxx mihitsy.
11. rindranavalona ( 08/04/2004 10:51)
xxxxxx> Hay ve e! Somary niahiahy ihany mantsy ny tenanay.
12. ralipo ( 08/04/2004 21:41)
Koa raha resaka x dia aleo afototra io mbony iony mpandefa ary io ambany ny sonia

xxxxxx
13. jhouhlambout ( 09/04/2004 08:15)
Tsis' X koi!!
Sami' X mifanaj' X
Fa si' X
14. voninkazokely ( 10/04/2004 21:07)
15. kitjo ( 11/04/2004 08:01)
16. ikaretsaka ( 11/04/2004 21:40)
17. samoina ( 16/04/2004 08:48)
Mbola any ho any tokoa ve ireo mpihira taloha XY sy MA ?
18. booboo ( 16/04/2004 09:31)
teny Ankatso nanao conférence momba ny andriana taloha sy ny vazimba tsy haiko haiko izay no nahitako an-jaeo farany
19. xxx ( 19/04/2004 10:37)
Ka efa hoe zay miditra eto dia manao xxx fa eny ambany vao manao sonia, nareo ve ahoana e?
Ngah i XYSMA mpihira? toa resaka andriana sy rova koa no ahalalako azy fa tsy hira. Hendry
20. nananie ( 19/04/2004 11:32)
Zay ary! efa zatra X!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1071