Manin-te hody

61. olly ( 17/06/2004 11:53)
ngôma beeeeeeeeeeeeeee koa ry booboo zany !
62. booboo ( 17/06/2004 12:55)
ie ngôma beeeeeeeeeeeeeeeeeeeee mihitsy ! hihihi
63. nananie ( 17/06/2004 13:32)
pffhihihihi!
64. jhouhlambout ( 17/06/2004 17:02)
65. fijo ( 17/06/2004 23:36)
iaho zany ro da manigne,ela lotse si nandehanako taminay tany eeee
66. jhouhlambout ( 18/06/2004 08:33)
67. bryan ( 19/07/2004 11:36)
samy te hody daholo e, fa saingy...... izay ilay fiainana, fa aza adino ny maha gasy sy mitia ny gasy mitovy amin'ny tena satria misy ny gasy sasany dia tsy te hahalala fotsiny izao, tsy miteny akory izany hoe raiso daholo ny mpandalo, manana ny fiainanao ianao fa saingy aza hadino fa tsy ho vazà mihitsy ianao io na dia taratasy vazà aza, gasy foana ny rà mikoriana ao anatinao ao, indrindra aza adino ny fisian'Atra izay ninoantsika malagasy foana na tamin'ny tany faha-gasy aza, boub.rija@caramail.com
68. titakely ( 20/07/2004 09:11)
ilay toetr'andro mihintsy ange ry reto no mampa te hody e, ici c'est trop morne
69. titakely ( 20/07/2004 09:13)
c'est trop morose
70. welieoelee ( 10/12/2004 18:55)
Samoina aloha no hisaorako be dia be amin\'io nosoratany ery ambony io.

Izaho koa ry reto dia tena te hody mafy a! Marina fa aty ny RAD-ko fa na izany aza.....I Madà mihintsy no alelovako e! Indrindra moa i Tanà izany! :cry:
Nefa dia aleo aloha mijanona satria tsy mbola vita izay atao.
71. jhouhlambout ( 23/12/2004 20:05)
:cry:
72. booboo ( 18/01/2005 17:45)
sady avy orana zô any dé miakatra lé fofo-tany ! aargh ! malilo zao zaany eeeeeee
73. majakely ( 04/02/2005 11:21)
houiahuoe mamplahelo!!! :cry:
74. fijo ( 09/02/2005 21:31)
ndao hody aby e.
75. megabass ( 19/02/2005 17:30)
aly:

Avy tany amin'ny tanana aho ka mitondra voandalana ho anreo rehefa vy nitondra voandalana ho an'ireo tra-boina.
Raha nijery télé ianareo dia hitanareo aho tao @ rta , tvm, matv record ary koa tamin'ny gazety midi express gazetiko les nouvelles. Mahafinaritra any é saingy fohy ny fotoana ka tsy ampy. Mbola be ny ho avy e. Tsara be ny mofo gasy, lasa be mpanao frite any izao sady be restaurant tena matsiro no tena manja indrindra moa fa fruit de mer, aoka fontsiny. Niova ny any e! Mandehana manao vakansa fa tsy misy hanenenana. Izaho mampanofa appartement malalaka be raha te-hiaraka maro ianareo nefa tsy te-hiditra hotely. Mandrapa e!


zaho koa voa tafaverina ary nihinana mofogasy eh, toa isakerinandro dia miexporter any angleterre ry zareo.
Miha tsara any ary voa vita ilay che bel chanto dia nody taty, souvenir be
76. fijo ( 22/02/2005 21:48)
eeeeeeeee te hoany e
77. shate ( 14/04/2005 15:46)
yonikafopl:

Izaho indray na manina te hody aza, aleoko ihany mijanona , mafy anie ry ireto hono ny fiainana any e! izaho aty no mba afaka mamonjy ireo fianankaviako mahantra, fa raha mody any aho, iza indray no hantenainy? raha sendra misy koa ny fahareseko , iza no antenaiko hamonjy ahy?Koa raha mety ihany ny fiainako aty , aleoko mijanona. Dia hisy aminareo ve hanome tsiny ahy?Rehefa leo ny eto aho, mifindra any an-kafa indray.


ra izay njay alou de tsy misy hifanomezan-tsiny e, fa ny tena mety de aleo managona eto de avy mba mody any an-tanindrazana e, fa za alou tsy te hijanona eto e, aleoko ihany any dago za ra vo vita ny fianarana de mody, tsy mahatamana aty e
78. bozimanga ( 29/09/2005 14:15)
mahafinaritra aty mada tsy adala izahay nody raha vao vita ny fianarana
hianao ry yonikafopl dia tsy mba manan kvt ve hianao sa tsy tehody intsony fa mba menatra ny namana
mijanona any fa izahay tsy hiraharaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4107