Manin-te hody
45. aly
(
12/05/2004 19:57)
Avy tany amin'ny tanana aho ka mitondra voandalana ho anreo rehefa vy nitondra voandalana ho an'ireo tra-boina.
Raha nijery télé ianareo dia hitanareo aho tao @ rta , tvm, matv record ary koa tamin'ny gazety midi express gazetiko les nouvelles. Mahafinaritra any é saingy fohy ny fotoana ka tsy ampy. Mbola be ny ho avy e. Tsara be ny mofo gasy, lasa be mpanao frite any izao sady be restaurant tena matsiro no tena manja indrindra moa fa fruit de mer, aoka fontsiny. Niova ny any e! Mandehana manao vakansa fa tsy misy hanenenana. Izaho mampanofa appartement malalaka be raha te-hiaraka maro ianareo nefa tsy te-hiditra hotely. Mandrapa e!

48. ralay
(
13/05/2004 09:30)
miasotra akia aly @ voandalana fa mahate hanap vakansy mintsy fa dia aleo mandeha marina zany de mba mahita ny fiovana. Fa aiza aloha ny tranon'i aly izany ary ohatrinona ny hofany de mba andefaso mail momban'io aho en detail azafady @ ralay@namana.serasera.org
Misaotra mialoha
Misaotra mialoha
50. fijo
(
13/05/2004 23:46)
za mahafantatra an'iny ry kitjo,amin'ilay lalana somary mihidina kely iny.za efa nikaly teo,fa sesika vao niala
51. kitjo
(
14/05/2004 01:10)
kay fijo koa mpankeo
ny ahy le milahatra no tsy zakako eo nddray fa lany ny 30mn nefa refa mihinana koa itsoahana fts
lasa misy sosisy zay amidin zareo eo zao t@ za tany teo hohanina @mof sira, oh sosisy de frankfurt
ny ahy le milahatra no tsy zakako eo nddray fa lany ny 30mn nefa refa mihinana koa itsoahana fts
lasa misy sosisy zay amidin zareo eo zao t@ za tany teo hohanina @mof sira, oh sosisy de frankfurt
55. kitjo
(
17/05/2004 09:38)
samy milendalenda tsika zao fa tsy any kooooo
ze tonga pre ary e,hihihi
ze tonga pre ary e,hihihi
56. yonikafopl
(
17/05/2004 19:25)
fa hono ho aho ilay hihinana mofo gasy ve no maha manin-te hody anareo jiaby ireo?
57. fijo
(
17/05/2004 23:49)
anisany io ry sipa an.
efa hitako tany io saosisy io,ary marina fa milahatra matetika ny mankeo.
efa hitako tany io saosisy io,ary marina fa milahatra matetika ny mankeo.
58. booboo
(
16/06/2004 13:50)
kiiiiiiiiiiiiii manala azy izay ny tanàna any lé ! miaraka @ tsipôpôka sy ny feu de camp