mitady sipa

1. bokona ( 05/04/2004 06:47)
Za ranga mba mitady sipa hiara mirozy @ lundi de paques ah
novalian'i fijo ny 22/06/2004 22:52
2. ravatorano ( 05/04/2004 07:39)
sady nareo bokona tsara afaka hiaro anazy rah sendra ny gidraka any.Ho anareo sipa io ary mino aho fa tena kofa atokisana rabokona koa samia mametraka ny candidature avy .
ary raha miaraka maromaro angaha tsy mety rabokona ?
3. mumu ( 05/04/2004 08:32)
Lundi de Paques fotsiny ve??
4. hendry ( 05/04/2004 10:47)
Betsaka tokoa ny bandy sy sipa mifampitady rehefa tonga ny lundi de Pâques. Hevitra mety an´i bokona mba mifankahalala dieny mialoha na an-tsoratra fotsiny aza aloha fa tsy toy ny ankabeazany hoe eny amin´ny toeram-pitsangatsangana na eny an-dalambe vao mifampiantso.
mumu> mety hihitatra hatr@ lundi de Pentecote io fa kalam enao.
5. mumu ( 05/04/2004 10:57)
hendry : ka mba tokony asina précision ilay izy kou!! za mantsy manana prog hafa amin'ny lundi de Pentecote.
6. kitjo ( 05/04/2004 11:33)
hihihiih,ka lundi de paka iany hono no ilainy koa, manao casting zany bokona zao sady manome RV fa mety oe lundi de paka maraina mifankahita d thank you bye bye ny hariva
afaka mande mumu refa lundi de pentecote
7. mumu ( 05/04/2004 11:45)
kitjo njy ve mievitra hoe fa maraina fotsiny?? hihihi
raha paka za de hafaka fa pentecote za efa misy prog
8. bokona ( 05/04/2004 12:37)
Ze interessée de manorata hafatra eh. Na lundi de paques + + aza.
9. kitjo ( 05/04/2004 12:48)
k ozizy oe lundi de paka ko, mardi de paka zany neveriko oe tsy izy tsn d dimanche de paka ko oe tsy mbola izy

io fa +++ hono mumu an,fa tsy Plus l infini zany bokona fa plus jusk pentecote
10. ikaretsaka ( 05/04/2004 13:45)
hahaha
11. rfanjav ( 05/04/2004 13:51)
lundi d paques hono,

ka raha betsaka no mametraka candidature d ahoana ? mety hisy programme de jour izany fa tsy le andro iray iny !!!!
12. mumu ( 05/04/2004 14:14)
hapetraho alou ny candidature ry rfanjav de ho hita eo a!!

bokona ary lahady ve possible kou amin'izay miara miangona!!
13. bokona ( 06/04/2004 06:30)
mumu : aiza alou ny fiangonanareo sao de le mon ami na le andry ranaivo eh.
Ze afaka fa efa manomboka androany ny lundi de paques ko
14. mumu ( 06/04/2004 07:35)
bokona: aty Paris ny fiangonanay (Wagner).
Aiza de manomboka androany ve ny lundi de paka fa enao ko!!
15. imailaka ( 06/04/2004 10:51)
ka io nge samy manana ny fanisany andro ry mumu e, toy ny alahamadibe sns , iny aza paka efa lasa aloha
ny an i bokona hafa karazany koa....
fa mety ho lasa paritozy iany io raha betsaka eo ny candidate an
16. mumu ( 06/04/2004 11:31)
hihihihi, amin'ny andro paka ve ry imailaka aaa!!
17. ikaretsaka ( 06/04/2004 13:16)
tsy haha bokona an bokona raha izay
18. bokona ( 06/04/2004 13:28)
Izay tonga rehetra de arabaina eh
19. brsch ( 06/04/2004 21:49)
mbola misy torana ho ahy ve ry bokona ? 'za zao vo nahita ko!
20. bokona ( 07/04/2004 08:38)
brsch : Malalaka be ny kianja eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4859