bush

1. peluche ( 02/04/2004 12:00)
Ahona ny hevitrareo @ politika ny bush hiadivana @ terroriste?tsy zay fotsiny fa ny politiqueny iray manontolo mihitsy?
novalian'i ramaso ny 14/04/2004 05:01
2. ramoul ( 05/04/2004 14:34)
hihihi tsy aleo kosa ary ve ôtran'ny an'i bush toy izay ôtran'ny an'i ratsiraka
3. ikaretsaka ( 05/04/2004 20:41)
za mba gaga
4. peluche ( 06/04/2004 09:54)
manao ploitika imperialista,marina mafy iny raha mahay mamaky annuaire akory.Vao maika nitondra loza teto @ ity tany ity,misy responsabilité-ny nahatonga ny kamikaze nihabetsaka.
5. ramoul ( 13/04/2004 22:00)
marina mihitsy izany ry peluche
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1915