Tovo J´Hay-Allemagne

1. cathy ( 31/03/2004 15:03)
Ho avy hanao fampisehoana ao Essen(Jugendzentrum) i Tovo J´Hay @ 24.04 ho avy zao. Azo eritreretina ny fihaonan´ny mpikambana ato @ namana mipetraka manerana an´i Allemagne
Tsy voatery hanao organisation be na fihaonana makotrokotra fa milaza fotsiny ohatra zay ho avy dia mifanome fotoana hoe aiza no mihaona. Mety hahafinaritra kokoa ny fijerena ny fampisehoana miaraka @ gasy maromaro e?
novalian'i xxx ny 28/05/2004 15:22
2. angie ( 01/04/2004 10:30)
Mahavoa nareo zany. za koa mba te hijery grrrr
3. kitjo ( 01/04/2004 14:06)
mmhhh, tsara kosa zany
4. dd ( 04/04/2004 02:34)
aiza ho aiza aloha lay Essen !! sao d mbo akaiky anay, hoavy any zahay ety amin'ny sisintosy ...
5. hendry ( 05/04/2004 11:10)
Essen: tsy lavitra loatra an´i Bonn.
6. jhouhlambout ( 05/04/2004 18:35)
Za kou té andé
7. ikaretsaka ( 05/04/2004 19:27)
ary rahoviana ny any sngapore i tovo j'hay e
8. nani ( 19/04/2004 14:03)
salut cathy
Any zany -tsika mifankahita e !
Ahoana no fomba ahafantarako anao anefa e?
9. fatsoraly ( 19/04/2004 19:03)
Za klou de tsy mirevy Tovo J'Hay fa manao azafady @ i webmisitery! De fihaonana inona kou nefa no mba interesting any klou? Sady @ zay any Essen nefa tsy misy kaly. hahah!
Tsy aleonareo ve mihaino ny hirako e! Sady tsy mandoa vola!

Lustig lustig tralalalala
Heute Abend ist Nikolaus da!


Hahah! Manomezy kely e.
10. micheline ( 07/05/2004 09:35)
Any nareo rehetra- Misy sary afaka jerena momba ty fety ny Tovo J'Hay tany Allemagne -Essen aminy @ www.Madaclub.de

Misaotra daholo e
Aminy manaraka ndray
Michou
11. xxx ( 28/05/2004 15:22)
Ich bin nur für das KOnzert in Essen gewesen.Es war GEIL....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.532