Vergéture na tsatsakôtra

1. voninkazokely ( 29/03/2004 18:49)
Ahoana efa mba nisy nahita ve ilay fanalàna azy?
novalian'i mumu ny 03/05/2004 17:32
2. ikaretsaka ( 30/03/2004 20:39)
miverina manatavy tena
3. ikaretsaka ( 30/03/2004 10:59)
fa arakarak'ilay faritra hoe aiza aloha io e..
4. kitjo ( 30/03/2004 18:20)
aiza ary kaboum zany, vakio aloha le resaka fa hors sujet
5. nananie ( 30/03/2004 09:36)
Tsy mintsy izy e!

Le vergéture io tsy hafaka tsony kou! Aza ôtrôrina raha mangididy fa vao maika feno. Ny fanafodiny, dia mia matavy ôtran'ny lazain'i Karetsaka.
Ny prévention amin'io koa an. Tsy manao régime mankahia aingana. Satria raha vao miena aingana lôtra dia tonga de ao!
6. ravatorano ( 31/03/2004 08:43)
za zany tsy ho voan io mihitsy satria matavy b
merci @ les konseill e fa dia ajanoko ny regime
7. nananie ( 31/03/2004 12:07)
Hafaka manao régime ihany enao ka, fa tsy atao aingana fotsiny ny mampahia tena. Ny tsara aza hono dia ny manao sport régulier mandritran'ny régime. Mba hitazonana an'ilay nofo fa tsy tonga dia taolana:-)!
8. hendry ( 31/03/2004 13:57)
ny henoko dia hoe rehefa en règle hono ny vehivavy ka misy faritra mangidihidy @ faritra manomboka eo @ kibo noho midina dia tsy azo hôtrôrina fa mahavoa ny tsatsakôtra, tsy haiko zay fahamarinany.
9. nananie ( 31/03/2004 14:38)
Tsy hitako lôtra le rapport @ le règle sy tsatsakôtsa.

Otrany bôm ihany io wa. Ny balôm refa mibotsina ela, ka sokafana avy eo, dia feno kentronkentrona. Dia ny olona koa refa mihena, dia lasa misy tsatsakôtsa. Miatomboka @ mangididy .
10. nananie ( 31/03/2004 14:39)
Manao lait na crème @ vatana, indrindra fa ny faritra sensible no mi-atténuer an'io.
11. ikaretsaka ( 31/03/2004 20:11)
ilay avy niteraka aloha no matetika tratran'ny tsatsakotsa satria avy nibontsina dia nihena tampoka
12. angie ( 01/04/2004 11:10)
Refa bevohoka hono dia tsy tokony mihotra?? fa mampisy an'io marina ve?
13. nananie ( 02/04/2004 10:13)
ie, marina zany. Fa na tsy bevohoka aza anie tsy dia tsara ny mihôtra e!
14. ikaretsaka ( 02/04/2004 18:52)
raha hampatavy tena de tsy maninona fa raha hanao regime de
15. voninkazokely ( 03/04/2004 10:15)
Misaotra betsaka anareo izay namaly ny antso fa tena ilaina daholo ireo hevitra ireo !
Bon weeck-end !
16. joda ( 05/04/2004 13:48)
ary ka tsy izany va..
17. mumu ( 03/05/2004 17:32)
angie>diso zany we refa bevoka de tsy tokony iotra fa mampisy vergéture zany ,refa matavy ka miena tampoka de zay no mampisy anio, toa ilay we avy niteraka,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.219