Radio sy fampianarana ary fampandrosoana

1. angie ( 23/03/2004 09:38)
Ahoana no hevitrareo @ fampiasana ny radio ho fampianarana sy fampandrosoana ny fokontany, faritany, firenena? Inona no soso-kevitra azo atolotra entina hanaovana izany? Ohatra hoe ny fampianarana ny kolon-tsaina malagasy @ alalan'ny tantara, fahasalamana, fitenim-pirenena samihafa....
novalian'i fijo ny 14/04/2004 23:25
2. xxx ( 23/03/2004 15:37)
Ny tena mety angaha dia manorina radio vaovao mihintsy. Raha ireto efa misy mantsy toa maha kely finoana ihany ny amin'io.
3. angie ( 24/03/2004 19:23)
Iza kay izao no radio mba hita hoe manana fandaharana betsaka mba entimampianatra ny olona na mba misy morale tsara azo raisina any Dago any?
4. angie ( 30/03/2004 20:16)
Hadinoko no nilaza fa amiko dia RDB no radio tena tsara indrindra @ lafiny rehetra indrindra fa @ resaka morale, éducation, musique...fa indrindra fa eo ò lafiny aram-pitaovana dia io no radio mitovy @ aty ivelany mihintsy.
tsotra fotsiny no antony: tsy vola no ambony fa fanabeazana, fanantsarana ...
5. fijo ( 14/04/2004 23:25)
azo atao tsara izany fa mila mba tonga hatrany ambani vohoitra rehetra any io fa any no tena mila behazina tsara sy haingana raha tiana handroso ny firenena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1061