ofpacpa sy ny crn

1. ravatorano ( 23/03/2004 17:35)
nitarika fihetsehana teny amin'ny kianjan;ny 13 Mai ry zareo tamin'ny samedi lasa teo ffa tsy nahavanona satria efa tonga nialoha andry zareo teny koa ny tsy mankasitraka izany hetsika izany.Vokany saika voamboatra araky ny fitenin'ny kofa amizao Ingahy Abdillah sy Ingahy Wong lehiben'ny ofpacpa.
Tsy mba niditra tao antsainízy ireo ve fa tsy masaka eto Antananarivo izany fitaomana olona hanohitra ny fitondrana izany ! Adinon-dry zareo sahady ve fa ny KMMR aza noravan'ny olona teny Mahamasina !dé ny tena no gaga sy valalanina.Izao koa ry Zafy tsy teny fa efa fantany mantsy ny nanakorahan'ny olona azy farany teny fa ny serifany no natsobony teo dé aviteo indray ry zareo no toy ny gisa lahy omaketsa avo vava ka manao oty ny mamo miantso polisy tsy nahomby izany ilay tetika politika nokasaina tamin'iny fa dé ry zareo indray izao no nivadihan'ny nataony.Eny Antanimora izao Ingahy Wong miandry ny fitsarana azy satria dia voasambotra tamin 'iny fotoana iny ary dia miandry ny fitsarana azy.Izy zany any ka asa indray izay olona hitaky ny famohahana anazy ?
novalian'i hendry ny 24/03/2004 14:52
2. hendry ( 24/03/2004 14:52)
Zaho tsy mankasitraka ilay fitaomana olona sy fanakorontanana ny fitondrana satria mbola tsy tapitra ny fe-potoana itondran´izy ireo ka tokony avela aloha izy hiasa.
Fa ny tsy azoko dia ity: tena fanankorontanana marina ve ny tian´ireo olona ireo atao? Ahoana no ahafahana manaporofo zany raha tsy niheno zay nolazainy akory? Ny ahy zany any @ fahalalahana no tiako asiana teny e. Maninona raha avela hilaza ny heviny zay manan-
kambara dia rehefa hita hoe hiteraka korontana ny zavatra lazainy vao sakanana izy. Sa efa fantatra mialoha zany, t@ alalan´ny inona?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0904