=Hide and seek.. (robert de niro) horera fa milayyyy
=Coatch carter (samuel L Jackson) resaka basket sy fampianarana
=Racing Stripes (comedy misy zebre ampanaovina courses @ soavaly)
Avy nijery "L'empire des Loups" (Jean Reno) aho ka tsy naharitra. Raha mpankafy "polar" sahala amiko ianao, dia ho afa-po tanteraka. Mivoaka ao Frantsa 20/04/2005. Ny mombamomba azy