coming soon

61. donemaskit ( 27/05/2004 08:16)
> Kill Bill za na ilay voalohany aza tonga dia tsy reveko mihitsy, tsy hitako izay dikany, artistika fotsiny angaha fa ankoatr'zay tena tssss.

> Shrek 2, draisy !!! tsy maintsy jerena reny, fa efa ho grand classique koa io, ohatran'ireny "Le Parrain" reny ! marina e !!

> Troy, anisan'ny film lafo indrindra fa tandremo !! Tsara ilay effets spéciaux, ilay tantara fotsiny no asa raha haharaka...

> The Day After Tomorrow, tsy maintsy jerena koa io, ilay scénario tsy dia original, fa ny réalisation toa tsara be koa !
62. ikaretsaka ( 28/05/2004 21:45)
the day after tomorrow.. tsara be tokoa ho an'ireo mpijery independence day sy jio rasika parka sy gaodzilla
63. donemaskit ( 30/05/2004 09:13)
marina leisy !

> WONDERLAND
>an'i James COx
>lalaovin'i Val Kilmer, Lisa Kudrow...
> thriller amerikana saosy sex, drug and rock'n'roll... tokony tsy ho ratsy
> mahavoa be hono ilay Val Kilmer (ela tsy hita) @ io !
64. donemaskit ( 31/05/2004 13:29)
LES FILS DU VENT

> yamakasi
> http://www.allocine.fr/webtv/acvision.asp?CVid=18364189&Emission=1&BookMark=
65. donemaskit ( 31/05/2004 13:31)
HARRY POTTER et le prisonnier d'Azkaban

> tohiny, tsy dia tiako fa ho an'izay tia.
> http://www.allocine.fr/webtv/acvision.asp?CVid=18364189&Emission=1&BookMark=
66. donemaskit ( 07/06/2004 16:41)
tena bien io !

http://www.thedayaftertomorrow.com/site/us/index.php

> bande annonce http://www.thedayaftertomorrow.com/trailer2/index.html
67. kitjo ( 08/06/2004 13:52)
yeeee

za efa nahita fa milay k, zany oe "independance day" ihany fa niova ho rano fts,hhihihi

Fa milay ny realisation e,
68. donemaskit ( 09/06/2004 08:00)
Za koa nijery, tena bien kosa e !!! tena nankafiziko loatra aloha e! ohatra ny nangatsiaka kely nony vita lé izy, fa tiako é!!
Te hody any Dago be avy eo ! ha!
69. donemaskit ( 13/06/2004 14:16)
LADYKILLERS
> an'i Joel sy Ethan Coen
> lalaovin'i Tom Hanks, Marlon Wayans...
> http://ladykillers.movies.go.com/main.html
70. ikaretsaka ( 01/07/2004 04:06)
Spiderman 2 > nivoaka androany... saingy Guichet ferme.. tssssssss
71. kitjo ( 01/07/2004 15:08)
ika> mandehana aty fa za manana billet fa nivoka androany koa aty ,hhiihih
72. kitjo ( 02/07/2004 09:31)
manin njay zao zay?
mba jery film fts koooo, iiihihihhi
73. booboo ( 02/07/2004 09:53)
hum-hum
74. kitjo ( 02/07/2004 10:58)
booboo> misy in?ihhihiih
any @ ramaso ngah tsisy billet cinema mba antsoy koa booboo fa ny anah ray fts,ihihih
75. booboo ( 02/07/2004 11:38)
hihihihi
tapitra fa lasa mivôna ilay sujet ô !
76. kitjo ( 03/07/2004 05:59)
hiihihhi
ao ary e
77. kitjo ( 21/07/2004 17:09)
King Arthur!!!!!!
Tsy d ratsy kanefa tsy tsara noho Lancelot

aona marina toa tsy mitovy ny fiafaran; ilay tantara? iza no marina??

Lancelot ve no maty sa roi Arthur no tena marina e???
78. donemaskit ( 08/08/2004 09:23)
Tsy dia tiako loatra ilay genre lasa à la mode bé ohatran'io... :?
Fa ity misy mahampiomehy ho an'izay te hiomehy fa indrindra ho an'ireo fans an'i "GARFIELD" :D :wink:
site : http://www.garfieldmovie.com/
bande-annonce : http://www.apple.com/trailers/fox/garfield/trailer/

79. donemaskit ( 11/08/2004 20:54)
JERSEY GIRL (PERE ET FILLE )
> nataon'i Kevin Smith, miaraka @ Ben Affleck, Jennifer Lopez, Liv Tyler... :wink:

site : http://www.jerseygirl-movie.com/
bande annonce : http://www.jerseygirl-movie.com/trailer.html
80. kinaoly ( 11/08/2004 23:34)
ary iza no hijery an'i Le tour du monde en 80jours sy La legende du Cid ?
mety ho tsara ngamba :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6116