coming soon

1. donemaskit ( 21/03/2004 18:54)
vaovao momba ireo sarimihetsika :
actualités du cinéma
novalian'i ds ny 19/04/2005 22:59
2. donemaskit ( 21/03/2004 18:56)
Taking Lives

> miaraka @ Angelina Jolie, Ethan Hawke, Oliver Martinez...
> thriller tsy natao ho an'ny zazakely

raha afaka dia jereo ry nao fa manja io !!
3. ikaretsaka ( 21/03/2004 19:52)
tsara.. effets speciaux: 10/10
shreik 2 kao jereo fa tsaraaaaaa
4. ikaretsaka ( 21/03/2004 19:56)
asiany an'ilay hoe .. my son is a very dangerous man.. something terrible is goin to happen (takin lives)
5. poopoon ( 22/03/2004 09:26)
tsara io ai!
6. kitjo ( 22/03/2004 13:12)
ary le "My prince and me" v efa nivoka any?
7. ikaretsaka ( 22/03/2004 15:35)
8. donemaskit ( 22/03/2004 09:15)
aona ny momba² an'io "My prince & me" ry zareo ?
9. drtriniti ( 22/03/2004 09:49)
Oh zalaaaah! ilay shreik 2 ve efa tonga eto Tana? Io koa hitako milay ah!
10. ikaretsaka ( 22/03/2004 17:28)
mazkita> izaho tsy any loatra @ ilay tantara ohatran'ireny (my prince n me)
11. donemaskit ( 22/03/2004 17:57)
santimaka bé nga ?

Lé Shrek 2 aloha indispensable e !!! Fa tsy maintsy mpanaraka films tsara vao mijery fa manjary tsy araka lé parodies !
12. ikaretsaka ( 22/03/2004 18:55)
hihihi ... marina io
13. donemaskit ( 23/03/2004 12:32)
fa dia naôna ? ahitan-javatra nge ty internet ty e, tsy voatery mankany @ salle de cinéma na manofa DVD
14. donemaskit ( 24/03/2004 18:18)
SACRED PLANET

> film documentaire an'ny Walt Disney pictures
> narrateur : Robert Redford
> miresaka ny hatsaran'ny zavaboaary
15. ikaretsaka ( 25/03/2004 10:40)
tsy voako loatra .. tss hay ra mazkita ity no tena mpanao pirates ao... meo an'i mel gibson ny 10 $ ny letsy dia asiany fameriny pop corn fa aza mangalangalatra ohatran'io an
16. nananie ( 25/03/2004 13:44)
Nemo koa reto jerena fa tsara raha dessin animé a!Ho an'zay mbola tsy nahita mazava ho azy!
Fa IMMORTEL wa tsara! Ho an'zay ty an'ilay BD!
17. donemaskit ( 26/03/2004 18:51)
o raKaretsaka a, ahitan-javatra nge ho'ah e, trailers ohatra !!

Nemo, efa oviana !! ha!ha!
Lé immortel no mbola tsy hitako
18. donemaskit ( 27/03/2004 11:07)
BIENVENUE DS LA JUNGLE

> film mananihany ho an'zay te hanala azy
> miaraka @ The Rock, Sean William Scott (American Pie)...

http://www.columbiatristar.fr/k/rundown/?fromsite=commeaucinema
19. donemaskit ( 27/03/2004 11:22)
> mélange action, humour, aventure...
20. ikaretsaka ( 27/03/2004 19:28)
trop loatra io le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2272