fiancaille zanak ravalo

1. kitjo ( 21/03/2004 13:38)
atao fiancaille any Bulgarie hono i Josoa fa nanambady Bulgare e
novalian'i kitjo ny 14/05/2004 16:46
2. donemaskit ( 21/03/2004 18:04)
arahabaina izy zany e ! mirary fahasambarana ho an'izy mitsam !
3. ikaretsaka ( 22/03/2004 09:38)
tandremo manambady singaporeen any kao ary
4. kitjo ( 22/03/2004 13:08)
an3,za efa manana gasy tsara ko,hhhmmm
5. ikaretsaka ( 22/03/2004 16:22)
hmmmm
6. big ( 22/03/2004 19:26)
zay zany no tena nalehandry zareo any ?Nefa toa hoe any Norvège sa mifanakaiky ireo?
7. donemaskit ( 22/03/2004 09:23)
mandeha avion dia tonga.
Iza hono no anaran'ny vadiny ?
8. kitjo ( 22/03/2004 13:41)
tsy haiko ndray zay fa toa tsotra be hono le sipa aloha,asa ra mety hipetraka any Dago zany
9. kakki ( 22/03/2004 15:07)
Fa angaha kosa izy tsy mba manana zo hanambady e! Raha avy any Bulgarie no mba tiany dia inona ny olana?
10. hendry ( 22/03/2004 17:32)
taratry ny mondialisation daholo HONO zany. Tsy haiko loatra zay ifandraisany. Sa ve hoe manambadia ny hafa firenena aminao mba hampikambana an´izao tontolo izao?
Vaovao tsara zany satria lhl nanambady vhv. Efa naheno siosio aho manko hoe pelaka hono izy iny.
Hay lainga fotsiny, arahabaina izy.
11. xxx ( 22/03/2004 18:05)
tsssss misy vevavy malahelo indray fa lasa bulgare ny vitanton-draprezy
12. joda ( 23/03/2004 20:53)
ha ha ha ha..
13. kitjo ( 23/03/2004 10:52)
toa ts misy resaka malahelo aloha eo e, mahita b lotra xxxx(ohatry ny fatako)
sa mila manao solomaso v?
ce ke j'aime-ny io ko
14. kitjo ( 23/03/2004 10:58)
done>>> nalaiko tao @gazety express omaly ity:

Fiançailles du fils aîné de Ravalomanana
Selon l'agence Sofia Morning News, la cérémonie s'est tenue dans le "Bulgarian Black Sea City" à Burgas où vivent les parents de la jeune fille en présence des membres de la délégation présidentielle conduite par le président Marc Ravalomanana .Avant de participer à cette cérémonie de fiançailles , l'avion présidentiel malgache s'est rendu dans la capitale Sofia où le président Marc Ravalomanana a eu un entretien avec son homologue bulgare Georgi Parvanov .
La jeune Gergana Georgieva est la fille de Zhelyazko Georgiev , administrateur de biens immobiliers et sa mère travaille en tant que libraire dans un hôpital de Burgas .Elle a déjà été à Antananarivo pour rendre visite à ses beaux-parents .
Josoa Ravalomanana et Gergana Georgieva poursuivent actuellement leurs études respectives en République fédérale d'Allemagne . Après la cérémonie, la délégation présidentielle malgache a quitté la Bulgarie pour rejoindre Genève .

15. xxx ( 23/03/2004 12:29)
Mhh!mirary soa aloha fa raha izaho hafahafa ihany ny toetran'ireo vehivavy tatsinanana ireo e!ny vehivavy russe,polonaise,roumaine,bulgare...henjankenjana sady fetsifetsy tia vola izay.Ka enga anie mba tsy ho izay!
16. ikaretsaka ( 24/03/2004 11:24)
sady ireny misy zanaka vavy ... hihihihi
17. nananie ( 26/03/2004 12:13)
hihihihi!
18. jhouhlambout ( 28/03/2004 16:13)
hm hm
19. nananie ( 29/03/2004 19:08)
Ho avy ndray ny hiteny we misy code ato!
20. kitjo ( 29/03/2004 13:00)
hahahha
ikaretsaka>hhuummmm,kofona a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1507