Nationalité frantsay

21. sipagasy ( 24/08/2004 07:30)
misy ihany ny tsy ho voavidinao VOLA izany na hanao inona na hanao inona ianao é!
22. lanto ( 24/08/2004 07:42)
zah naheno : 2000€ ny nationalité sy ny rehetra miaraka aminy (permis de conduire sns) , dia ilay olona mhalala ilay olona koa omena 1000€. izany hoe raha hanome sopapa aho de lasa 4000€ injay ! :-D Fa vy eo hono tsy azo zaraina io nationalité io sao tratra (tsy mahazo manambady izany)
Honohono ireo, ary na marina aza tsy hohitanao mihitsy le tena mikarakara azy fa efa mipasipasy be, mety ho very vola fotsiny, mety higadragadra foana, sady ataoko fa miana am tebiteby isanandro isaky hanao zvt mila papier.
ary izay mahay mikasika ny ara-dalana kosa mba valio xxxxx e !
23. lanto ( 24/08/2004 07:45)
Ity no hitako :
http://www.diplomatie.gouv.fr/etrangers/vivre/nationalite/

24. xxx ( 24/08/2004 08:04)
Lanto > Lalàna ara-dalàna : i xxx tsy fantatra raha efa eto frantsa na any dago .
Raha eto frantsa izy dia tsy fantatra raha klandy na manana taratasy provisoire !
Raha manana taratasy provisoire izy ka manana io 4000 euros io mitady ho vonona hi-risque hividy paps de izao no mba conseil-ko: ampiasao io vola io hampirevena sy hikôtikôtina vazà taratasy ( olon-tiana de préférence ! :lol: ) ary dia ataovy ny fisoratana ary mahareta kely .
Raha klandy : ampiasao ny vola hiverenana mody kely satria tsy misy possibilité de régularisation eto .Mety intrdiction de territoire eto europe mandritry ny taona maro aza no vokany. Miverena avy eo ary mijere vady hiadanàna toy ny voalaza etsy ambony
Raha tsy te hanambady no sady tsy klandy:: manaova fangatahana naturalisation ara-dalàna fa afaka manao izany ny rehetra raha tomombana tsara ny fianarana nataony
Raha mba misy vokany ireo voalazako ireo dia tsy mangataka na 1 euro aza zà fa mba andefaso invitation pour 2 personnes ny "namana" refa tonga ilay fotoan-dehibe :lol: :lol: :lol:
Samoina .
25. lanto ( 24/08/2004 08:11)
Izay ahay mba misy conseil azo raisina :)
26. ludo ( 26/08/2004 20:48)
misaotra antsika tsika zay no atao we gasy mifanampy fa tsy hifanenjika lava!!ary le nanontany ko aza tsy mety mamaly atr@zao ko !!asa efa nahazo angamba!!hihi :roll: :-D
27. randria2 ( 17/10/2004 17:23)
Mandehana @ lalana marina ihany e. Sao dia miditra @ pataloha tery ka hanenenana. Moramora ange ny mahita ny autoroute miditra am-ponja sady maimaim-poana. Tadidio fa sarotra kosa ny mitady ny arabe mivoaka avy tao e...
28. mirabel ( 08/05/2005 16:50)
tandremo ihany fa mampalahelo satria gasy toa ahy sy ianao no mivarotra ttsy sy misoloky manararaotra ny fahasahiranan'ny sasany toe-javatra efa nisy izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2963