Mifanoroka eny an-dalana

41. hendry ( 17/04/2004 11:25)
Misy namako zay dia mahafaly azy ny maka sary reny olona mifanoroka an-dalana sy any @ toerana hitam-
bahoaka reny, train, fiangonana, bus, tsena sy ny sisa.
42. xxx ( 18/04/2004 00:38)
za aloha maka raha sendra aty ny fankatsariko e.. nisy fotoana naka cours de photographie dia naka
43. peluche ( 20/04/2004 09:42)
resaka fahazarana,sy fomba fisaina sy fijery io e,arakarak'ilay pays,de arakarak'ilay olona
44. xxx ( 26/04/2004 12:25)
tsy hitako zé olana.... enao tsy mahazaka akipio ny maso fa aleo izay mifankatia manao izay ataony e! ra zay no hitany fa afahany maneo tendresse @ ilay olon-tany dia izay zany!
mifanoroka moa maninona e! samy manao an'io ihan! bien évidemment il y a une limite à tout! enao mahafantatra ny limite-nao!
moi j'aime montrer au monde entier que j'aime mon homme et que j'ai envie de lui donner toute ma tendresse!!
45. angie ( 29/04/2004 10:33)
Fais-le chez toi non???
Ary asehoy ny anarana mba ahitanay izany tena tia izany e. Toa ny soratra no be dia be. Ianao aza tsy sahy miseho maika fa eny imasonay hihihihhihihihihiii
46. hery ( 29/04/2004 11:30)
Zà alou tsy sahy..
:) fa zà kou tsy sahy na amin'ny maizina aza kou mitovy ihany.
47. jhouhlambout ( 30/04/2004 12:27)
zany rehetra izany ary mbola resaka mifanoroka fotsiny, ny loza dia misy sahy m..... mihintsy e! efa tena tsy mahalala menatsa tsony
48. nananie ( 03/05/2004 15:35)
taiza kou no nisy an'izany? De tena tsy matahotra ny migadra koa 'zany.
49. ikaretsaka ( 03/05/2004 17:02)
misy dia misy tokoa izany ry nanaie. Ianao marina. vao haingana no nisy scandale be taty USA fa nisy nil.... tao anaty masinina t@ heure de pointe.. nga hita intsony e.. lasa efa chambre a coucher sy any an-trano daholo izao na ny lieu public aza
50. beko ( 04/05/2004 16:11)
tena efa lasa barbare mihintsy ! dia ahoana ary ireny olona ireny rehefa any an trano , mety ho pire ve ny ataony , mety tena hoe eo foana ve ? sa tena hoe le misy spect mihintsy no tiany
51. angie ( 05/05/2004 10:16)
Eny ò plage @ été koa no tena misy mandreraka be. Sady ny tena loza dia na lay sipa jeune be dia ilay bandy antitra na ny contraire, ary mba ampisehoana @ olona hoe mahazaka dia eny no mi-scène be fa tena visa A mihintsy an.
52. jhouhlambout ( 06/05/2004 07:06)
Ka zay mihintsy no tadiaviny, ilay izy manko hono mampitombo ny tsirony rehefa misy spect. Asa, le gout du risque angamba no mamisy sira @ zany....
53. hendry ( 07/05/2004 17:23)
Marina io voalaza eo ambony io hoe tsy mifanoroka ihany fa misy sahy mifandamoro ivelan´ny trano. Fa ny antony mahatonga ilay izy (ilay mifandamoro io) dia ny tsy fisian´ny toerana manokana ho an´ilay mpifankatia, vitsy tsinona ny manana efitrano ho azy samirery indrindra raha mbola miara-mipetraka @ ray amandreny. Mety tsy manam-bola hanofana chambre any @ hotely koa ry zareo dia aleony atao @ toerana zay heveriny fa takona (alaala ohatra) nefa misy mahita ihany.
54. jhouhlambout ( 13/05/2004 09:16)
hendry> dé tsy tratra mihintsy vé ianao t@ zany?
55. rambofrau ( 11/07/2004 13:19)
Raha any Dago aloha dia otran'ny mahamenatra ihany fa raha aty Europe toa tsy dia mahataitra firy satria efa normal be.
Le mifanoroka aloha mba leoko ihany fa le man......be no tsy laitra fa enao indray no menatra.Za klou tsy sahy eh
56. ari.malala ( 16/07/2004 12:46)
Efa lasa misy sahy mifanoroka maharitra koa aza aty izao ko! Dia efa nisy tratra nanao teny an'arabe koa, @ zay olona efa lehibe sy antitra ilay tratra!
57. lilbon ( 08/04/2005 04:26)
mifanorok'an-dalana v?
olana B v zany?
Mankarary ve ilay mahita olona mifanoroka elaB eny an-dalana? sa mahakamo? fa nahoana ?
Tsy tokony ho tafiditra ao anaty fanabeazana ve ilay fifanorohana? inona ihany no azo atao eny an-dàlana?
philo:
1)tsara daholo izay vita rehefa tsy anenenana.
2)E.KANT:L'enfer c'est les autres.
3)rehefa misy mifanoroka =mifankatia izy.
4)Aza jerena ra tsy tianareo lé mifanoroka.lé katram's jerena de omeo saosy. (l) :D :D
58. anjelykely ( 06/05/2005 15:28)
milay zany e!! nenay ary tonga de le mi-kounda mhts!
sady tonga de le @ le mahafaty an!!!! kounda be oa!! :* :[
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3523