Mifanoroka eny an-dalana

21. ikaretsaka ( 27/03/2004 11:58)
spectacle gratos ko
22. jhouhlambout ( 27/03/2004 18:46)
Ka manomé zé fohy aloha kou...
23. ikaretsaka ( 27/03/2004 18:24)
za mba gaga
24. hendry ( 31/03/2004 13:59)
Ny ahy ilay mifanoroka leokoleoko ihany fa ireny tsy misampisafosafo eny imasom-bahoaka reny no tsy laitrako. Halako mihitsy e! maninona raha miandry any an-trano vao mifampisafosafo, sa dia efa tsy aritra ntsony?
25. psykatr ( 31/03/2004 18:44)
Ary ireny manao exhibition ireny?
26. ikaretsaka ( 31/03/2004 20:43)
raha any @ oerana nudiste de mety fa raha any ampiangonana ve ohatra
27. angie ( 01/04/2004 09:19)
na any ampiangonana aza misy mifampitazotazona sy mifampisafosafo ihany fa angaha tsy loza e.
28. ikaretsaka ( 02/04/2004 19:03)
aizaaaa an.. aza maka fanahy an'i pasitera eo e
29. angie ( 06/04/2004 17:32)
Aleo ry Hery no hitantara fa raha zahay mantsy toa tsy mampino
30. ikaretsaka ( 06/04/2004 17:46)
mba eo ambony akanjo kosa fa tsy misy mangarongarona ngamba e
31. ravatorano ( 07/04/2004 11:11)
za kalouh tsy sahy e na mifanoroka na mifampisafo izany na andalam be io na ampiangonana fa tena menatsa za.
ny manao an izay njay tsy dia ahoako loatra satria tsy de hahsimba ny masoko izany raha toa ka tsy mpifady anamiko.
Raha olopadi amiko aloha hanahirana ihany zany hifanoroka eo anoloako izany na hitako indrindra fa raha mbola tsy vita ny momba anay fady azy : anadahy, rai ohatra (vodiondry,tapimaso) araky ny fomba malagasy farafaharatsiny
32. angie ( 07/04/2004 15:54)
izay sahy manandrama kely eny Analakely eny.
33. voninkazokely ( 07/04/2004 16:27)
Angamba dia ho voatora-bato!
34. voninkazokely ( 08/04/2004 08:22)
Na atody!
35. jhouhlambout ( 08/04/2004 08:29)
Anana!
36. angie ( 08/04/2004 18:53)
tsy misy sahy mitoraka izany eo fa mety hivandravandra sy hangarika ary himonomonona fotsiny ny manodidina.
37. voninkazokely ( 10/04/2004 20:45)
Na manao hoe : OAYO!
38. ikaretsaka ( 12/04/2004 01:06)
iza no sahy fa tehafako de tena mihaiky mihitsy a
39. fijo ( 14/04/2004 23:28)
inona kay ny olana ,tsy hitako mihintsy izay fanelingelenana amin'izany,mifankatia izy dia tsara izany.
40. hendry ( 17/04/2004 11:24)
Mpanao zany ngah Fijo? Ho ahy manokana hoy aho tsy olana amiko loatra fa @ maha maso gasy ny masontsika gasy dia tsy mahazatra ilay izy ary manelingelina ndraindray, surtout ilay mifanoroka maharitra sy mifansafosafo. Fa tena misy tokoa, tsy any Dago akory, mifanoroka sy mifampisafosafo am-piangonana. Normal be ilay izy ho an´ny vazaha fa ho antsika toa manahirana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3592