Ekipa kanetibe Namana any @ RNS

1. ikaretsaka ( 19/03/2004 11:52)
Ho an'izay tsy mbola mahafantatra ary mipetraka any Eoropa dia nahaforona ekipana Kanetibe isika eto amin'ny namana ka + handray hanjara voalohany izy ireo any amin'ny RNS any vichy. Tongava manohana
novalian'i oully ny 21/04/2004 18:06
2. psykatr ( 19/03/2004 20:44)
eny e
3. xxx ( 19/03/2004 15:01)
Mety ve ry Karetsaka raha mba ampifandonana kely @ ekipn'ireo any DC kely aloha io ekipa io fa tena mila fanazaran-tena ry zalahy
4. ikaretsaka ( 22/03/2004 09:54)
DC ve any alavitra be any kosa
5. kitjo ( 22/03/2004 13:51)
mangala any Betafo,hiihih
6. ikaretsaka ( 22/03/2004 16:34)
tsss dia lasa ekipana pro ny namana fa tsy misy maha namana azy intsony raha izany.. hoe izaymahay ihany no alaina
7. ikaretsaka ( 22/03/2004 18:39)
i hery koa tsy hanao kanetibe ?
8. fijo ( 13/04/2004 22:47)
vita soa ilay tany vichy fa i ralay no hanao ny tatitra amin'ny manaraka
9. kitjo ( 14/04/2004 08:49)
zay ko
10. fijo ( 14/04/2004 23:43)
tsy eo izy ka.ilery mbola nanao tamin'io.
11. rindrarr ( 18/04/2004 10:33)
ary iza no mbô vonona hilalao kanety kely?
12. oully ( 18/04/2004 10:38)
Efa ao ny sarin'i samoinakely sady miaraka amin'ny amboara fa tandremo an!
13. fijo ( 19/04/2004 22:45)
jereo fa i lery ilay eo ampovoany.
14. oully ( 20/04/2004 12:49)
f'angaha moa ts'efa nifanarahana fa tsika 3 no hibata ilay amboara ry ramaso, ka tsy teo enao dia tsy naka sary zahay.
15. ikaretsaka ( 20/04/2004 22:23)
tssss mifanilika indray reto
16. ikaretsaka ( 20/04/2004 22:23)
tssss mifanilika indray reto
17. fijo ( 20/04/2004 23:27)
tsy nahazo e.izay no tsotra
18. oully ( 21/04/2004 17:26)
Ahoana tokoa raha manangana ekipam-panantanjahan-tena ny serasera eh! ankoatran'ny kanetibe?
Zà zany efa te ahita anareo hibata ny amboara, fa mpanohana zà fa tsy mpilalao an!!!
19. ikaretsaka ( 21/04/2004 17:46)
tsy lasa kosa izany.. angaha i oully tsy manao sport mihitsy?
20. oully ( 21/04/2004 18:06)
Raha misy mampikotrana tsara fanahy dia hanao zà, fa na izany aza tsy dé lé mila hazakazaka be ireny. Nanao basket ihany zà fa nisy terrain teo an-tokotaninay fa rehefa manao "grand" dia tena mora sempotra sy reraka be. Zà koa anie malemilemy, ny hafanam-po betsaka fa ny hery mihitsy no tsy any....
Nefa ho'ah raha misy kotrana régulier mety ho lasa ihany, raketo eh. Fa lé maka anareo manao match koa anie tena manja eh. Aleo hanaovanay azy mihitsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2482