Ody hozatra sy....

1. xxx ( 18/03/2004 16:24)
Ireto mba misy lisitry ny tapa-kazo fampiasan'ny malagasy. Aphro-natoraly
Voapaka, Tenina, Handy, Vahinamalona, Lambohenjana.
Dia tandremo sao manao survette ambany fa tsy mety an.
novalian'i tsilan ny 29/04/2004 12:10
2. pitchou ( 19/03/2004 13:17)
izany kosa v tsy ho an'ny manana pb?
3. ikaretsaka ( 22/03/2004 09:16)
ary raha maka kely aby dia afangaro... ngamba an
4. xxx ( 22/03/2004 13:00)
Izay le hoe krampy daobla
5. ikaretsaka ( 22/03/2004 17:18)
coup double miteny ..tapy mandreha hoy ny mpanao kanbety fahiny
6. ramoul ( 20/04/2004 14:33)
hihihihihihi
7. tsilan ( 29/04/2004 12:10)
ahoana ny fampiasa an'ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2813